![]()
« Amin’ny maha olom-pirenena tsotra ny mpikambana rehetra ato amin’ny KMF/Cnoe, mahita izahay fa mbola misy fepetra vitsivitsy tokony hofenoina mba hahazoana mitandro ny fitoniana sy ny filaminana. Anisan’izany fepetra izany, ohatra, ny hoe: ampy ve ny hoenti-manana? » Izay ny fanehoan-kevitry ny filoha nasionalin’ny KMF/Cnoe, Andriamalazaray Andoniaina, momba ny fanatanterahana ny fifidianana. Tsy vitan’ny vola sy […]