Hanainga hihazo ny atsy Zambia ny Makis de Madagascar, rahampitso, hiatrika ny fiadiana ny “Silver Cup” eo amin’ny taranja rugby. Miray vondrona amin’i Botsoana sy ny mpampiantrano, Zambianina, ny ekipam-pirenentsika. Hifandona amin’i Alzeria na i Cote d’Ivoire na koa i Sénégal, hifanintsana any Toulouse, Frantsa ny ekipa tafavoaka amin’ny sokajy misy antsika. Efa nangataka tany […]
↧