Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70636

1/4 –n-dalana “Mondial 2018”: samy nampidi-baolina be indrindra ireo mpifanandrina

$
0
0
Misento kely aloha ny “Mondial 2018”, omaly sy anio. Ekipa 24 izao no efa nihintsana, hanomboka rahampitso ny 1/4 –n-dalana hataon’ireo valo tafita amin’izany dingana izany. Hanokatra ny lalao, rahampitso, i Frantsa sy i Uruguay, izay samy nahafaty baolina fito avy hatramin’ny voalohany tao amin’ny vondrona nisy azy avy hatramin’ny 1/8 –n-dalana. Samy nahafaty baolina […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70636

Trending Articles