Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70696

Nizar Pirbay: vola 1 miliara Ar ny takalony

$
0
0
Volabe tsy misy toy izany, 1 miliara Ar no fantatra fa takalon’ny famotsorana an’ilay Karana tompon’ny Business Center Toamasina, i Nizar Pirbay. Tsy nisy nahalala ny fomba nanaovana io takalo tamin’ny vola io ny rehetra. Ny mpitandro filaminana rahateo, efa nanambara fa tsy nahafantatra ny nahavotsotra ity Karana ity. Tamin’ny tambajotra sosialin’ny CFOIM no nahafantaran’ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70696

Trending Articles