Les indésirables du 06 mars 2015
Cet article Les indésirables du 06 mars 2015 est apparu en premier sur NewsMada.
View ArticleRachat d’outremer Telecom : Telma conquiert l’océan Indien
Telma a coiffé au poteau plusieurs opérateurs qui lorgnaient sur les activités mobiles d’Outremer Telecom (OMT) à La Réunion et à Mayotte, cédées par Numericable-SFR qui a choisi l’opérateur malgache....
View ArticleTéléphonie mobile : Telma dans la « cour des grands »
Une grande première dans le domaine de la téléphonie mobile malgache ! Au cours de cette semaine, l’opérateur Telma a fait la une des journaux internationaux pour sa prouesse. D’après les informations...
View ArticleC’est la victime qui paye
La situation est grave, voire même catastrophique, en matière de sécurité. Des jeunes gens, mineurs pour la plupart, dressent des barrages dans les rues de la capitale, et s’en prennent aux usagers....
View ArticleArticle 72
A tomber par terre ! Nous ne pouvons qu’être ébahis par le mode de fonctionnement des institutions étatiques sous cette IVe République. Nous avons déjà assez parlé de l’Assemblée nationale et de ses...
View ArticleResaka vehivavy sy resa-behivavy
Resaka vehivavy no resahina eto na tsy vehivavy irery aza no ampiresahina sy iresahana. Fa mankalaza sy manamarika ny andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy foana isika isan-taona. Dia miverimberina...
View ArticleTsy iandrasana fifidianana ny famonjena vahoaka
Mba inona ny mandeha amin’izao tondra-drano sy tany mihotsaka etsy sy eroa izao? Raha ny eto Antananarivo Renivohitra sy ny manodidina, ohatra: tondraka ny rano, potika ny lalana, misy ny tany...
View ArticleToetr’andro : hisy rivodoza rahampitso
Tsy afa-bela amin’ny ranobe i Madagasikara. Mananontanona ao Mozamboka indray ny rivodoza. Hiditra an-tanety ary hitondra orambe mihitsy izany. Mila miomana dieny izao izay rehetra tandindomin-doza na...
View ArticleMisy ny mpampihorohoro ? : miditra an-tsokosoko eto Madagasikara ny Irakianina
Teratany irakianina miisa valo no saron’ny polisy teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato, ny herinandro teo, raha nikasa ho any Frantsa. Hita tany amin’izy ireo ny pasipaoro sandoka italianina sy...
View ArticleTselatra
Milaza ny fikambanana AUPROG (Association des universitaires pour la promotion du genre) fa andro iray tokony hampahafantarana sy hampahatsiahivana ireo tolona natao hampanjakana ny zon’ny vehivavy ny...
View ArticleJery taratra… herinandro : mpitondra… traboina
Lasa resabe ny tsy fandraisan’ny mpitondra fanjakana andraikitra amin’ny famonjena sy fanampiana traboina. Tsy fanapahan-kevitra mazava, tsy soritr’asa azo tanterahina, tsy paikady… Tany tsy misy...
View ArticleFanondranana andramena : rahonana ireo tsy mety mandray vola
« Tsy miato akory, araka ny filazan’ny tompon’ andraki-panjakana amin’ny haino aman-jery sasany, ny fanondranana andramena aty amin’ny manodidina an’i Maroantsetra sy Mananara Avaratra. Mirongatra...
View ArticleFanolanana sy famonoana tovovavy : nirefotra ny basy vao niparitaka ireo...
Raha tsy ny basy nirefodrefotra nataon’ny polisy, tsy niparitaka ireo olona marobe nitaky ny hanaovana fitsaram-bahoaka ireo telo lahy voasambotra tamin’ny raharaha fanolanana sy famonoana tovovavy 25...
View ArticleFifandraisan-davitra : lasan’ny Telma ny Outremer Telecom an’ny Numerica- SFR
Mampitombo ny ambaindainy sy manatsara hatrany. Novidian’ny Telma ny Outremer Telecom an’ny Numerica-SFR atsy La Reunion sy Kaomoro. Vita ny 27 novambra teo ny ny fampiarahana azy ireo ka niteraka ny...
View ArticleFampihavanana Toamasina : voailika ny mpanao gazety
Voailika indray ireo mpanao gazety avy amin’ny tsy miankina ao Toamasina, tamin’ny fanombohan’ny fihaonambem-paritra momba ny fampihavanana ataon’ny FFKM, afakomaly. Ireo mpanao gazety telo avy amin’ny...
View ArticleFiaraha-mientana : nanampy ny traboina ny Vot
Nitondra ny voatsirambin’ny tanana. Nanampy ireo traboina noho ny tondra-drano ny eo anivon’ny Vondron’olon-tsotra (Vot), afakomaly. Nitondran’izy ireo izany ny eny Ambolanambo Avaradrano sy ny...
View ArticleFantina sy fintina
Nandinika ny raharaha anatiny sy ny resaka politika ny Mapar, omaly. Nivoitra tamin’ny dinika tetsy Ambodivona ny hanohizana ny asa sosialy amin’ireo traboina. Eo koa ny famaranana ny dingana...
View ArticleTondra-drano sy ny kere : handinika ny voina mihatra amin’i Madagasikara ny Sadc
Tsy afa-kitazam-potsiny. Nanao fanambarana ny eo anivon’ny Sadc, omaly maneho ny fahitan’izy ireo ny tranga ara-tsosialy miseho amin’ireo firenena mpikambana ao amin’ity vondrona ara-toekarena ity....
View ArticleAnkoatra ny tsy fahampian’ny tranolay sy sakafo : traboina 1.143 tratran’ny...
Fahoriana miampy fahoriana ny an’ireo traboina maro eto Antananarivo-Renivohitra. Ankoatra ny tsy fahampian’ny tranolay, ny olana ara-tsakafo… manampy trotraka koa ny lafiny fahasalamana. Araka ny...
View ArticleMikatsaka hianatra any ivelany ny tanora
Fitiliana sy fitrandrahana harena an-kibon-tany, fitrandrahana solika, fifehezana ny tontolon’ny habakabaka… Ampahany amin’ireo fianarana avo lenta tsy mbola voafehin’ny sekoly ambony eto Madagasikara...
View Article