Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70548 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Diosezin’Antananarivo : mahafehy ny fiahiana ara-tsosialy ny mpampianatra sy...

Notontosaina, ny 7 hatramin’ny 10 septambra, tetsy amin’ny Falda Antanimena, ny atrikasa andiany faharoa, mikasika ny fiahiana ara-tsosialy eny amin’ny sekoly katolika ato amin’ny...

View Article


Fantina sy fintina

 Eo am-pitetezana firenena maromaro ny filoha teo aloha, Ravalomanana, amin’izao fotoana izao. Nihazo ny tatsy amin’ny Nosy Maorisy ny tenany ny alahady teo ary nihaona tamin’ny mpitondra any...

View Article


Zaka tsara : tsy tompon-draharaha ny vahoaka

Misy fanjakana izao tany izao. Ekena. Miara-mandroso ho amin’ny fampandrosoana ny fitondrana sa samy manao ny ataony? Na samy manana izay zava-dehibe sy mahamaika azy avy. Tsy misy na tsy hita loatra...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Famatsiam-bola Bad : tsy mahaloa ny anjara volany ny fanjakana

Mety hiantrainka amin’ny famatsiam-bola ho avy avy amin’ny Banky afrikanina ho an’ny fampandrosoana (Bad), ny tsy fanajan’ny fanjakana malagasy ny fifanarahana araka ny tokony ho izy. Miankina amin’ny...

View Article

Tsy ifankazahoana ny fanaovan-tsonia ny ”memorandum”

 « Tsy misy fividianana olona eto, fa tokony hojerena ny tombontsoan’ny firenena. » Io ny tenin’ny ny filoha Rajaonarimampianina, teny Mahitsy, afakomaly, manoloana ny hoe omena fiara 4 x 4 sy vola...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Rajaonah Andrianjaka  : « Tsy hahamarin-toerana mpitondra ny fifanarahana...

« Tsy hitondra fahamarinan-toerana politika ny fifanarahana andraikitra na ny « mémorandum » hatao, tsy manova inona loatra », hoy ny filoha nasionalin’ny Otrikafo, Rajaonah Andrianjaka, teny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Mahajoro Rekany : « Tsy azon’ny Malagasy ny manjo azy »

Mby aiza ny raharaham-pirenena? Maneho ny fijeriny ny mpisolo tena nomem-pahefana (mandataire) ny antoko Hasin’ny olombelona sy ny ekolojia Madagasikara (HE Mada), tany Toliara II, tamin’ny fifidianana...

View Article

 Indray mijery

Hotanterahina any Morondava, faritra Menabe ny 20 novambra izao, ny fanamarihana ny fidirana ofisialy ho an’ity taom-pianarana 2015-2016 ity. Notaterina tao anatin’ny filankevitry ny governemanta, ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fifandraisana amin’ny any ivelany : hanohana ara-bola 10 tapitrisa euros...

 Anisan’ireo ambasadaoro noraisin’ny filoham-pirenena, omaly teny Iavoloha, ny masoivohon’i Frantsa vaovao, Véronique Vouland. Nivoitra tamin’izany ny fanamafisana ny fiaraha-miasan’ny firenena roa...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Kolotsaina malagasy : liana kokoa amin’ny kilalao malagasy fahiny ny vahiny

Lasa toy ny valalanamboa ny kolontsaintsika Malagasy ka ny tompony aza tsy tia azy. Ny vahiny indray no tena liana amin’ireo kilalao mampiavaka ny Malagasy ka miezaka mamelona azy ireny amin’ny...

View Article

Basikety – Mada U18 G/F : mihenjana ny tady eo amin’ny FMBB sy Atsimo Andrefana

Vaky ny ady? Tsy manaiky ny hamindrana toerana ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja basikety, sokajy U18 zazalahy sy zazavavy, ny ligin’Atsimo Andrefana. Raha ny fanapahan-kevitry ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

 Fihaonambe faharoa : hivoaka any Toamasina ny « Siran’Ankaratra » sy ny «...

Hihaona any Toamasina ny fianakaviamben’ny Faribolana Sandratra, manomboka rahampitso ka hatramin’ny alahady izao. Fotoana hamoahana voalohany ny boky “Siran’Ankaratra” sy “Pi-Maso”, anisan’ireo...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Hanamarika ny fiverenany : hoentin’ny Groupe Aina an-tsehatra ny rakikira vaovao

Na somary nangingina aza, tsy nitsahatra ny niketrika mozika foana ny Groupe Aina. Porofon’izany, nahatontosa ny rakikira faharoa izy ireo, amin’izao fotoana izao. « Aza meky », io ny lohatenin’ity...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fidiran’ny mpianatra : mihetsika ny fikambanana VMMM

Mitsinjo manokana ny ray aman-drenin’ny mpianatra ny fikambanana Vehivavy malagasy miara iainga (VMMM), amin’izao ankatoky ny fidiran’ny mpianatra izao. Natomboka teny amin’ny kaominina Talata...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Asa fampianarana : hangatahana vola ny ray aman-dreny

“Efa nivoaka ny caisse école ho an’ny Cisco Avaradrano, raha tokony ho efa azo nandritra ny taom-pianarana 2014-015 izany hanampiana ny fampihodinana ny EPP”, hoy ny lehiben’ny Dren Analamanga....

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Kitra – «Mondial 2018» : hidona amin’i Centrafrique ny Barea

 Mitohy hatrany ny fifaninanana ho an’ny Barea de Madagascar. Taorian’ny fandraisana ny Palancas Negras-n’i Angola, eo amin’ny «Can 2017», hampiantrano an’i Centrafrique indray isika eo amin’ny «...

View Article

Hihaona amin’ny fanjakana : handray fanapahan-kevitra ny Seces

Hihaona amin’ny praiminisitra  ny mpitarika ny sendikàn’ny mpampianatra mpikaroka (Seces) anio hitondra ny fangatahan’izy ireo. « Mitohy ny dinika eo amin’ny fanjakana sy ny mpandrindra ny Seces ary...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Rugby – “Top 14 Analamanga” : hifanehatra amin’ny 3FB ny Pilokely

Hitohy, amin’ny asabotsy 12 sy ny alahady 13 septambra ho avy izao, ny fifanintsanana amin’ny fiadiana ny  ho tompondakan’ny ligin’Analamanga, taranja rugby na ny “Top 14”. Toy ny mahazatra, eny...

View Article

Tapatapany

Asa sy fitadiavana asa: Roa andro no natokana hanatanterahana ny hetsika “Journée de l’emploi et de la formation” andiany faha fito izay tontosaina etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy fanatanjahantena...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Depiote Rakotomanjato Rodin : tsy nahomby ny fanambazana sefom-pokontany

 Notorian’ny kandidà mpifaninana avy amin’ny fitondrana, any amin’ny Fitsarana momba ny ady ifanaovana amin’ny fanjakana ny kandidàn’ny Tim maromaro tao amin’ny distrikan’Arivonimamo. Tsy nahovoka...

View Article
Browsing all 70548 articles
Browse latest View live