Faravohitra : nandray ny UE Ravalomanana
Noraisin’ny filoha teo aloha, Ravalomanana, teny amin’ny trano fonenany, eny Faravohitra, omaly, ny ambasadaoron’ny Vondrona Eoropeana (UE) miasa sy monina eto amintsika, Antonio Sanchez- Benedito....
View ArticleVondrona politika : niova ho ARM ny V. Ambodivona
Niova anarana ho Alliance républicaine de Madagasikara (ARM) ny Vondrona Ambodivona, ivondronan’ny Mapar, Hiaraka isika, Havana ARD, antoko Maitso, VPM-MMM, araka ny fanambaran’izy ireo, ny faran’ny...
View ArticleSatan’ny renivohitra : hiady hatramin’ny farany ireo depioten’Antananarivo
Hitodika eny amin’ny lapan’ny Tsimbazaza ny mason’ny mpanara-baovao politika. Handalo ny fivoriambe azon’ny besinimaro hatrehina sy holanian’ireo depiote anio ny volavolan-dalàna momba ny...
View ArticleToamasina : mitaky ny hanovana ny lalàmpanorenana ny Talevagna
Najoro ao Toamasina, omaly, ny vondrom-pikambanana Talevagna hanohana ny hevitra tapaka tamin’ny fanangonan-kevitra isam-paritra ho an’ny fampihavanam-pirenena. Nampahafantarin’ny filohan’ny komity,...
View ArticleFeno dimy taona… : manamafy ny fampahafantarana ny kanto malagasy ny ADMC
Manatontosa dingana lehibe ny fikambanan’ny « médiateurs culturels » (ADMC) amin’ny fanomezana sehatra ny karazan-javakanto sy fampiroboroboana ireo hetsika ara-kolontsaina eto amintsika....
View Article« Aina miray » : Hitondra ny anjara birikiny amin’ny sosialy ireo mpanakanto
Inona ny tokony hatao, hanampiana ny mpiray tanindrazana, hanenana ny fahantrana sy tsy hiverenan’ny voina matetika ? Avy amin’ny valin’izay fanontaniana izay no nahateraka ny fikambanana Aina Miray...
View ArticleAretina tiberkilaozy : manana fitaovam-pitiliana avolenta dimy
Manana fitaovam-pitiliana ny aretina tiberkilaozy avo lenta GeneXpert isika, fitaovana mampiasa ny teknolojia vaovao afaka mitily ny bacille de Koch mitondra ny aretina tiberkilaozy ao anatin’ny ora...
View ArticleSehatra Ba Gasy : hanohizana ny “Avia hilalao” ny « Takariva Barijaona »
Ny 30 novambra 2014, nentina an-tsehatra ny “Avia hilalao”. Fampisehoana namelomana indray ireo hira nokaloin’i O’Suzah sy Barijaona. Hotohizana amin’ny alalan’ny “Takariva Barijaona” izany. Ny zoma 27...
View ArticleCompagnie Vidzar : handray anjara amin’ny « Vinexpo » any Bordeaux
Handray anjara amin’ny hetsika Vinexpo any Bordeaux ny Compagnie Vidzar, orinasa mpamokatra toaka eto amintsika ny 14-18 jona ho avy izao. Taona fahadimy ho an’ny orinasa ny fiatrehana ny...
View ArticleHavaozina tanteraka : hiakatra ho 44 t ny lanja zakan’ny tetezana Betsiboka
Efa antitra ! Tsy nisy fanamboarana vaventy ny tetezan’i Betsiboka hatramin’ny taona 1927 nanorenana azy. Havaozina tanteraka izy ankehitriny, nanomboka ny volana oktobra 2014 ny asa ka hifarana...
View ArticleConservation international : tanjona ny fanatsarana ny fari-piainan’ny mponina
Tafiditra ao anatin’ny fiarovana ny tontolo iainana ny fampivoarana ny fari-piainan’ny mponina ifotony. Noho izay indrindra no mahatonga ny fikambanana Conservation international sy ny WWF,...
View ArticleFifohana “shisha” : fantaro ireo zava-dratsy hoentiny
Manomboka tsy ho voafehy intsony ny fifohana sy fandraisan’ny tanora sigara. Amin’izao fotoana izao, mirona mankany amin’ny fifohana “shisha” indray izy ireo. Maro anefa ny zava-dratsy hoentin’ity...
View ArticleOrinasa Ambatovy : mitokona ny mpiasa
Andrasana ny vahaolana ! Nitokona nanomboka ny 16 marsa ny mpiasan’ny tetikasa Ambatovy, mpikambana ao anatin’ny sendikàn’ny mpiasa, manodidina ny 1.000. Antony, ny fahafatesan’ny mpiasa teratany...
View ArticleToliara Sands – ONE : tsipahin’ny Masikoro ny fanomezan-dalana
Tsipahin’ny fikambanana foko Masikoro ny tetikasa fitrandrahana fasimainty heverin’ny orinasa Toliara Sands hatao any amin’ny tanàna misy azy ireo (Ranobe, Ankilimalinike, Tsianisiha, Marofoty,...
View ArticleUEFA : mbola lany ho filoha i Michel Platini
Voafidy fanintelony hitantana ny firaisamben’ny baolina kitra any Eoropa UEFA indray i Michel Platini. Nandritra ny andiany faha-39 amin’ny kongresin’ny UEFA, natao tany Vienne, omaly talata, ny...
View ArticleTsipy kanetibe – «Mada 2015» : lasan’Antsirabe ny dingana faharoa
Tontosa tany Antsirabe, ny faran’ny herinandro lasa teo, ny dingana faharoa amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja tsipy kanetibe. Ny ekipan’i Vakinankaratra no nandrombaka izany....
View ArticleMétéorologie : un cadre national sera mis en place
Etant donné les aléas climatiques qui ont sévi les mois de janvier et février 2015, notamment la sécheresse dans le Sud, les fortes pluies, les cyclones ou les inondations sur une grande partie de...
View ArticleMédecin de l’océan Indien : 8 000 patients à traiter à Morondava
L’association « Médecin de l’océan Indien » va effectuer une descente à Morondava dans le cadre d’une mission humanitaire médico-chirurgicale et dentaire. Cette mission se déroulera du 31 mars au 9...
View ArticleMinistère de l’Environnement : signature du contrat de vente de carbone
Un double initiative en faveur de la conservation de la ressource forestière et de la lutte contre le changement climatique a eu lieu dans les locaux du ministère de l’Environnement, de l’écologie, de...
View ArticleBrèves
Approvisionnement en électricité Perturbation de nouveau prévue Dans les jours qui viennent, une perturbation au niveau de l’approvisionnement en électricité sera de nouveau prévue par la Jirama. Cette...
View Article