Fomba fiasa kitsapatsapa… amboletra
Hatramin’izao, mitohy ny kitsapatsapa sy andranandrana amin’ny fandraisana fanapahan-kevitra sy izay atao na fanatanterahana fanapahan-kevitra. Anisan’ny fositra amin’izany ny tsy fakana na tsy...
View ArticleFonjan’i Manjakandriana : vehivavy telo migadra mandra-pahafatiny
Nahatsiaro manokana ireo vehivavy voafonja 85 ao amin’ny fonjan’i Manjakandriana ny vadin’ny filoha, Rajaonarimampianina Voahangy amin’izao ankatoky ny fahatsiarovana ny fiverenan’ny Fahaleovantena...
View ArticleHabibiana tany Marovoay : sady naolana no maty tapa-doha ilay zazavavikely 10...
Efa toy ny biby ny olona sasany. Tsy vitan’ny naolana ity zaza fa mbola novonoina tamin’ny fomba feno habibiana ihany koa. Tsy mbola sarona ny nahavanon-doza. Habibiana tsy roa aman-tany ny nitranga...
View ArticleVokatry ny hatsiaka sy hanoanana : fatin’olona roa hita teny amoron-dalana...
Nahitana fatin’olona roa teny amoron-dalana eto an-drenivohitra, omaly maraina. Ny iray, vehivavy hita teny Ambodin’Isotry ary ny faharoa, lehilahy teny Andravoahangy. Samy tsy nahitana ratra teny...
View ArticleTselatra
Maty voafaokan’ny kamiao ny raim-pianakaviana iray nitondra bisikleta, tany Miarinarivo. Niainga vao maraina tao an-tranony izy ary nitaingina bisikleta, hamonjy any Tsiroanomandidy. Taorian’ny...
View ArticleRandrianarisoa Guy Rivo : « Tsy anaty lahadinika ny tetibola nefa...
Gaga ny kestoran’ny Antenimierampirenena, ny depiote Randrianarisoa Guy Rivo amin’ny fomba fiasa eny Tsimbazaza. « Efa nodinihin’ny vaomieran’ny fitantanam-bola, androany (omaly) ny fanitsiana ny...
View ArticleFampandrosoana ifotony : miantso ireo ben’ny Tanàna hanao tetikasa i Atallah...
Tafiditra amin’ny fampandrosoana maharitra lovain-jafy (ODD). Nambaran’ny minisitry ny Raharaham-bahiny, Atallah Béatrice fa efa misokatra amin’ny any ivelany isika izao. Tokony hararaotina izany,...
View ArticleMe Razafinjatovo Willy : « Ho voa mafy ny vahoaka «
« Ny fijerinay, amin’ny maha olom-pirenena tsotra sady nianatra lalàna: toy ny hoe tsy misy fahafahana sy tombontsoa bebe kokoa ho an’ny mpanao gazety mikirakira io asa io ny lalàn’ny fifandraisana....
View ArticleHovahana ny olan’ny fifamoivoizana
Nifantoka momba ny lafiny fitaterana, ny fihariana ara-pambolena ary ny fiaraha-miasa eo amin’ny ara-tsosialy ny fihaonana teo amin’ny ben’ny Tanànan’Antananarivo, Ravalomanana Lalao, sy ny delegasiona...
View ArticleAn-kitsim-po : foloalindahy be tetibola, nefa …
Betsaka ny tsy mifandanja eo amin’ny asam-panjakana. Ao ireo minisitera tototra asa, ny sasany kosa, zara raha misy asa, nefa be tetibola, ohatra, ny minisiteran’ny Foloalindahy, raha ny marimarina...
View ArticleFampiharana ny lalàna : sahirana ny mpanara-maso ifotony
Mampanahirana ireo tompon’andraiki-panjakana any amin’ny faritra ny « tena fampiharana ny lalàna » sy ny andraikitra raisin’izy ireo. Ao anatin’izany ny fanaraha-maso ny asan’ny orinasa na ny...
View ArticleManakara-Farafangana : nampahafantarina ny tsenambaro-panjakana
Anisan’ny antoky ny fitantanam-bolam-panjakana tsara tantana ny tsenambaro-panjakana. Mitohy ny fitetezam-paritra ataon’ny Manamahefa mandrindra ny tsenambaro-panjakana (ARMP). Liana tokoa ny...
View ArticleHo hentitra ny fanaraha-maso ny tsena “gré à gré”
Nivoaka ny herinandro lasa teo, ny fanapahan-kevitra tao amin’ny filankevitry ny governemanta fa ho hentitra ny fanaraha-maso ireo manao tsena omena olon-tokana na mikatona. Izany hoe, ho mafy ny sazy...
View ArticleFaritra Analanjirofo : nahitana lalam-barotra ny vokatra “épices”
Taorian’ny fahavitan’ny foara « Tegnandraha” andiany faharoa, ny 26 ka hatramin’ny 29 mey teo tao Fenoarivo Atsinanana, nomena tombondahiny ireo tantsaha sy mpanao asa tanana anatin’ny faritra...
View ArticleAlaotra Mangoro : tsy zatra mampiasa zezika compost ny tantsaha
Milanja 100 t ny zezi-pako namboarina, na “compost” vokarin’ny ONG Defi ao Moramanga. miandry mpividy, araka ny nambaran-dRalambosoa Victor, talen’io vava asa iarahan’Alaotra-Mangoro amin’ny...
View ArticleTetikasa Aska any Farafangana : mahavotra tantsaha maro ny voly legioma
Mijery akaiky ny tokony hanampiana ny tantsaha maro anisa ao anatin’ny fahantrana, any amin’ny faritra Atsimo Atsinanana, ny Vondrona eoropeanina. Eo anefa ireo velaran-tany tokony hahazoam-bokatra...
View ArticleSokajy «C» : ho gidragidra ny lalaon’i Alemaina sy Irlande
Vondrona roa no indray hiditra an-tsehatra, amin’ity andro talata ity. Hifanehatra amin’i Okrainina ry zareo Polonina, ho an’ny sokajy «C». Heverin’ny rehetra fa fihaonana tsy hiady satria efa...
View ArticleDimy taona ny Ampinga : nampianarina kabary ireo voafonja
Nankalazaina ny alahady teo, teny amin’ny sehatra Maitso Analamahitsy ny ivon’ny faha-5 taon’ny Ampinga. Anisan’ny hetsika iray lehibe nentin’ity fikambanana ity nanamarika izany vanim-potoana izany ny...
View ArticleMozika miaina : any Ambositra ny « Festival Angaredona »
Hiditra amin’ny andiany faha-13 ny « Festival Angaredona ». Raha teto an-dRenivohitra no nahazatra, any Ambositra indray ny hanatontosana ny hetsika, ny 13 jolay ka hatramin’ny 16 jolay izao. Efa hisy...
View ArticleRelais des Plateaux Ivato : nanafana ny lanonana faha-10 taona i Dama
Feno 10 taona ny niasan’ny Relais des plateaux, eny Antanetibe Ivato. Nisy ny lanonana nentina nanamarihana izany ny faran’ny herinandro teo, ka nanasana ireo eo amin’ny sehatry ny fizahantany. Nizara...
View Article