Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70793

Hovahana ny olan’ny fifamoivoizana

$
0
0
????????????????????????????????????

Nifantoka momba ny lafiny fitaterana, ny fihariana ara-pambolena ary ny fiaraha-miasa eo amin’ny ara-tsosialy ny fihaonana teo amin’ny ben’ny Tanànan’Antananarivo, Ravalomanana Lalao, sy ny delegasiona avy amin’ny Région Ile-De-France, notarihin’ny tale jeneraly lefitra, Jack Beltrand, omaly tetsy Analakely. « Ilaina ny fiaraha-mikaon-doha manodidina ireo sehatra ireo mba hamaritana ny laharam-pahamehana manomboka ka hatao amin’ny herinandro ambony izany. Hojerena manokana ny fitaterana sy ny fanatsarna azy hialana amin’ny fitohanana », hoy ny ben’ny Tanàna. Eo koa ny fanajariana ny fambolena sady famoronana asa mahavelona, mampidi-bola isan-tokantrano.

Synèse R.


Viewing all articles
Browse latest Browse all 70793