Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70778 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Examen du projet de loi sur la Ceni : la composition des membres au centre du...

Les députés se préparent à examiner le projet de loi sur la Commission électorale nationale indépendante (Ceni). Le document y afférent est entre leurs mains depuis hier. Le débat sur la composition...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Sans reproche mais avec peur

Nombreux au sein de la population, empêtrés dans les difficultés du quotidien n’ont plus le loisir ou n’osent plus envisager la question de quoi sera fait demain. On ne peut leur reprocher cette...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fiahiana ara-tsosialy hoe?

Misy 410 eo ho eo ny isan’ireo Andro eran-tany na Andro iraisam-pirenena mandritra ny taona. Nanamarihana ny Andro eran-tany ho an’ny fiahiana ara-tsosialy, hono, omaly. Asa raha nisy teto amintsika na...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fanafihana mitam-piadiana, vonoan’olona… : gadra mandrapahafaty ry Ndaty...

 Henjana ny didim-pitsarana navoakan’ny Fitsarana manokana misahana ny ady heloka bevava, andiany faharoa, tany Toamasina, nanomboka, omaly. Porofon’izany, voaheloka higadra an-terivozona...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Telo volana farany

Mandeha izaitsizy ny fotoana ka manitsaka ny telo volana farany sahady isika ity. Vanim-potoana izay matetika mifanojo amin’ilay maitsoahitra ka miseho daholo ny fahasahiranana. Manomboka eo ny...

View Article


Anosibe Miarinarivo : tovolahy iray maty voatifitry ny miaramila

Maty vokatry ny tifitra nahazo azy ny tovolahy iray 21 taona, tany Anosibe Miarinarivo, ny alahady lasa teo. Miaramila iray, kilasy faharoa, ao amin’ny Das no nahavoatifitra azy io, raha ny vaovao...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ampefiloha : jiolahy noraisim-potsiny tao amin’ny trano fisotroan-toaka

 Tsy afa-nihetsika ! Tratran’ny polisy tao anaty trano iray fisotroan-toaka eny Ampefiloha, afakomaly ny jiolahy raindahiny amin’ny sinto-mahery sy fanendahana eny Isotry mihazo ny lalana eny...

View Article

Tselatra

 Hatolotra ny fampanoavana anio ao Arivonimamo ireo jiolahy voarohirohy ho tompon’antoka tamin’ilay famonoana ny tovolahikely iray mpandroaka sarety tany avaratr’Arivonimamo. Notetitetehin’ireo jiolahy...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fotadrevo : sefom-pokontany manao asan-dahalo

Vokatry ny fiaraha-miasa amin’ny Jama sy ny fokonolona no nahatraran’ny zandary ireto dahalo ireto, ny faran’ny herinandro lasa teo, tao amin’ny fokotany iray ao amin’ny kaominina Fotadrevo...

View Article


Toamasina : samy hafa ny isan’ny andramena niainga sy ny tonga

Tsy mazava ny tena isa marina omena ny mpanara-baovao mikasika ireo andramena nogiazina avy tao Rantabe ka nafindran-toerana eto Toamasina, nentin’ny sambo Dongazafy II, ny 22 septambra lasa teo. Raha...

View Article

Delestazy, asan-dahalo, mpamatsy vola, sosialim-bahoaka… : nitsikera sy...

 Nivoitra tamin’ny lahatenin’ny filohan’ny Antenimiera, Rakotomamonjy Jean-Max omaly teny Tsimbazaza ireo teboka maromaro mahabe resaka sy manahirana ny firenena, amin’izao fotoana izao. «...

View Article

Loholona : afa-mifidy ireo ben’ny Tanàna teo aloha

Mbola hanefa ny adidiny. Anisan’ny nivoitra tamin’ny filankevitry ny governemanta, afakomaly ary nampahafantarina amin’ny haino aman-jery fa mbola afaka mifidy loholona ny 28 desambra izao ireo ben’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tsy fanekena voka-pifidianana : iray volana ny fangatahana fandravana didy

Na efa novoaka aza ny voka-pifidianana ofisialy kaominaly, misy tsy manaiky… Iray volana ny fahazoana manangataka fandravana didy.  « Manana iray volana, aorian’ny nametrahana ny fanambarana ny...

View Article


Tetikasa Papi : 10,95 tapitrisa dolara avy amin’ny Bad

Ny 18 jolay lasa teo, tapaka teo anivon’ny filankevi-pitantanan’ny Banky afrikanina momba ny fampandrosoana (Bad) ny hanomezana 10,95 tapitrisa dolara na 28 miliara Ar ho fanohanana ny sehatra tsy...

View Article

Zokiolona : mila homanina dieny tanora ny fahanterana

Ankalazaina isaky ny voalohan’ny volana oktobra ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny zokiolona. Hetsika hanampiana ireo olona efa voky taona, araka izany,no tena mibahan-toerana mandritra ny fankalazana....

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Cnaps : nivoaka ny bokikely ho an’ny fiahiana ara-tsosialy

Nankalazaina, omaly 29 septambra ny Androm-pirenena natokana ho an’ny fiahiana ara-tsosialy. Nanamarihan’ny Tahirim-pirenena misahana ny fiahiana ara-tsosialy (Cnaps) izany ny famoahana bokikely...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

KMF/Cnoe  : « Aleo hahaleo tena tanteraka ny Ceni »

« Raha tiantsika ny hampanjakana ny  fifidianana marina sy madio ary mangarahara, izay fototra iankinan’ny demokrasia eto amin’ny firenena: aleo hahaleo tena tanteraka ny Ceni », hoy ny sekretera...

View Article


Antsirabe : tokony hahazo fiahiana sosialy koa ny tantsaha

Nankalazaina omaly tao amin’ny foiben’ny fivondronan’ny fampivoarana ny tantsaha, (FIFATA) ao Tsivatrinikamo Antsirabe ny Andron’ny fiahiana ara-tsosialy eto Madagasikara. “Fiahiana ara-tsosialy tsy...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

PAM sy Vondrona eoropeanina : fianakaviana 15 000 hahazo tohana ara-bola

 Hanomboka tsy ho ela ny vanim-potoana fahavatra mitondra orambe mandrava ny fiharian’ny mponina maro eto amintsika. Ho fanarenana ny voina nahazo ireo traboina eto Antananarivo, nanolotra vola ho...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Seho eny amin’ny CCI Ivato : efa tonga i Laurent Voulzy

Nampanantena ary efa tonga eto Madagasikara i Laurent Voulzy. Fantatra kosa, fa higadona rahampitso i Alain Souchon, araka ny nambaran’ireo tompon’andraikitra amin’ny fahatongavan’ireto mpanakanto...

View Article
Browsing all 70778 articles
Browse latest View live