Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70736 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Taorian’Antsahamanitra : misesy ny seho ho an’i Stéphanie

Anjaran’i Stéphanie no namarana ny fampisehoana nandritra ny « Adin’ny samy manja », seho izay notontosaina ny alahady lasa teo, tetsy Antsahamanitra. Mazava ho azy fa efa nafana ny sehatra...

View Article


Faritra Boeny : tohanan’ny fandaharanasa Page-Giz ny fiompiana tantely

Narafitra ny rojom-pihariana fandrama na tantely any Boeny, ka nanomboka ny 23 septambra teo hatramin’ny faran’ny volana oktobra, miditra amin’ny fitsidihana ifotony ireo vovonam-piompiana fandrama...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Basikety – CCCOI 2015 : hifaninana ary handray anjara indray ny Sebam

Antomotra ny fotoana. Hanomboka amin’iny herinandro hoavy iny ny fiadiana ny CCCOI, taranja basikety, eto amintsika. Hifaninana ary hisolo tena an’i Madagasikara manampy ny JCSA eo amin’ny ekipa...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Songadina an-tsary tany Mahajanga nandritra ny JMM-JGM-JMT ny 25 Septambra 2016

Miroborobo ny fizahantany tantanan’ny ORTB any Boeny . Tsy afa-misaraka amin’ny fampahafantarana ny kolontsaina Sakalava ny fizahantany any Boeny. : Nandray anjara tamin’ny filaharana an-dranomasina...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Kitra – Mondial 2018 : hafindra toerana ny lalaon’ny Barea sy Centrafrique

Noho ny fisian’ny ady sy ny fifamonoana any Bangui, renivohitry ny Repoblika Centrafrique, amin’izao fotoana izao, nanapa-kevitra ny biraon’ny komisiona, mikarakara ny fifanintsanana hiadiana ny...

View Article


Haody : kintan’ny kanto…

Madagascar All Stars. Tsara faneno ny anarana, ary « mamono lolo », araka ny filazan’i Dama azy. Kintan’ny mozika malagasy tokoa no mandrafitra ity tarika ity, ary tsy maintsy miezaka mamiratra any...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tontolon’ny sarimihetsika : misokatra amin’izao tontolo izao ny RFC faha-11

Misoko miadana. 10 taona nisiana ny Festival « Fihaonamben’ny sarimihetsika fohy » (Rencotre du film court) eto Madagasikara na ny RFC. Tonga amin’ny andiany faha-11 izy izao, hatao eto Antananarivo sy...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Hetsika iraisam-pirenena : hanomboka rahampitso ny « Madajazzcar faha-26 »

Andro A-1. Hirotsaka rahampitso ny fiatrehan’ny rehetra ny « Festival Madajazzcar » andiany faha-26. Tsy i Madagasikara irery no mpandray anjara fa maro ireo vahiny hitondra ny mozikany. Hanenika ireo...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Seho tolo-tanana  : hiray sehatra i Kiady, Luk ary ny tarika Miro’Art

Misy namana iombonana, tojo aretina sarotra. Vokatr’izay, nifanentana ary hifanome tanana ireo mpanakanto mpinamana, hanao seho iray ho fitadiavam-bola hanampiana amin’ny fitsaboana ny marary, izay...

View Article


Taratry ny kanto

Ifanihy eny amin’ny Karibotel Analakely. Mitovy fa tsy sahala ny fiakarana an-tsehatra rehetra tontosain’Ifanihy. Nisesy mantsy ny « cabaret », saingy samihafa hatrany ny tolotra. Mirakitra vazo...

View Article

Agoa : afa-po ny mpiasan’ny fadintseranana amerikanina

Betsaka ny tsara ho fantatra momba ny fiverenantsika ao amin’ny tsenan’ny Agoa. 5,4 tapitrisa dolara ny vola mihodina avy amin’izany, raha ny filazan’ny minisiteran’ny Indostria. Mbola tsy hita loatra...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Homarihina rahampitso ny androny : anarivony ny mpilatsaka an-tsitrapo...

Homarihina rahampitso ny andiany fahadimy amin’ny Andron’ny mpilatsaka an-tsitrapo frantsay miasa eto amintsika miaraka amin’ny France volontaires  Madagascar. Misy karazany maro izy ireo fa maro anisa...

View Article

Lapan’ny tanàna Analakely : fampirantiana ny vokatra indianina samihafa

Hatao etsy amin’ny lapan’ny Tanàna Analakely, ny asabotsy 3 sy alahady 4 oktobra ho avy izao ny “Tsenaben’ny vokatra indianina”. Manodidina ny 60 ny mpandray anjara, ka orinasa avy any India ny 22 ary...

View Article


Nosy Hara : ahina ho ringana ny soka-dranomasina

Ny 22 sy 23 septambra teo, nampanao fiofanana momba ny fanaraha-maso ny soka-dranomasina ao amin’ny Nosy Hara ireo mpiaro ny tontolo iainana avy amin’ny minisiteran’ny Tontolo iainana, Madagascar...

View Article

Famokarana angovo azo havaozina : tohanan’ny Page-Giz ny tetikasa any Boeny

Notanterahina ny 29 septambra 2015 tao amin’ny Tranoben’ny Varotra sy indostria, Mahajanga ny fananganana ny vovonam-paritra fifanakalozana traikefa momba ny angovo azo havaozina na ny PREEB...

View Article


Ady amin’ny fahantrana : mila ampiasaina maharitra ny loharanon-karena

Miray feo amin’ny Papa François ireo mpitondra amerikana nandritra ny fandalovany tany Etazonia fa ny fampiasana amin’ny fomba maharitra ireo loharanonkarena misy eto ambonin’ny tany dia hanampy...

View Article

Sekoly Iscam : nihaona mivantana ny orinasa sy ny mpianatra

Indroa isan-taona ny fampihaonan’ny sekoly Iscam ny mpianatra amin’ny orinasa, antsoina hoe “Forum enterprises”. Natao, omaly ny fanindroany (andiany faha-12) tamin’ity taona ity, tafiditra ao...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Teny ananona teny

Ankoatra ny jiro tapaka lava, anisan’ny tena mampijaly ny mpanjifa ihany koa ny rano, misy ora rahateo ny fantsakana, ankehitriny. Atao avokoa izay rehetra ahitana vola. Apetraka ny fiara dia velarina...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Basikety – CCCOI 2015 : hiaro ny anaram-boninahitra efa azony ny Ascut

Vonona. Araka ny efa fantatra, anisan’ireo ekipa efatra misolo tena an’i Madagasikara amin’ny fiadiana ny “Coupe des Clubs Champions de l’Océan Indien” na CCCOI 2015 ny Ascut. Noho izay indrindra,...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Kitra – «Mondial 2018» : hatao etsy Mahamasina ny lalaon’ny Barea sy...

 Madagasikara avokoa no handray ny lalao hifanatrehan’i Centrafrique sy Barea, eo amin’ny fiadiana ny amboara eran-tany 2018. Asabotsy ny lalao voalohany ary talata ny fihaonana faharoa. Notapahin’ny...

View Article
Browsing all 70736 articles
Browse latest View live