

Miroborobo ny fizahantany tantanan’ny ORTB any Boeny .

Tsy afa-misaraka amin’ny fampahafantarana ny kolontsaina Sakalava ny fizahantany any Boeny.

: Nandray anjara tamin’ny filaharana an-dranomasina nandritra ny Andron’ny tantsambo ireo mpanjono sy mpamonjy voina any amin’ny fari-dranomasina andrefana.

Nampiseho ny hafaliany ireo mpandraharaha any Boeny mpandray mpizahatany
Nanatontosa: R.Mathieu