Kizo fiafenan’ny dahalo : hapoakan’ny miaramila amin’ny herinandro
Mitohy hatrany ny “Opération Fahalemana”. Nanao tatitra fohy momba ity hetsika manokana ity ny Cemgam, ny Jly Rasolofonirina Beni Xavier, omaly teny amin’ny minisiteran’ny Fiarovam-pirenena. “Hitan’ny...
View ArticleFandravana ny zandarimariam-pirenena : “Fanakorontanana izany”, hoy ny...
“Fa iza moa izy no handrava ny zandarimaria? Fandrangitana iny teniny iny mba hanakorontanana ny miaramila sy ny zandarimaria. Vela-pandrika efa nilaozan’ny toetr’andro izany satria na ny lehibeny aza...
View ArticleToamasina : rangahy nanolana tovolahy sy tovovavy tsy ampy taona
Sarona tao amin’ny fokontany Vohitsara ihany ny teti-dratsin’ ity raim-pianakaviana iray mpanolana ankizilahy tsy ankizivavy tsy ampy taona ity, rehefa ela ny narahin’ny fokonolona maso. Nitaky...
View ArticleSekreteram-panjakana miadidy ny zandarimaria : nandraisana fepetra ireo...
Efa nisy ny fepetra hentitra noraisina amin’ireo zandary nampiasa herisetra nandritra ny fisamborana an’i Jean-Pierre, araka ny fanazavan’ny Sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena…...
View ArticleTsy tonga teny amin’ny zandarimaria : nitsoaka any La Réunion i Stefan Troubat?
Na nanome toky aza ny rainy, Georges Troubat, fa ho avy eny amin’ny zandarimaria ny zanany, Stefan Troubat, tsy tonga teny ity farany. Nilaza ny mpisolovavany fa any La Réunion i Stefan Troubat, na efa...
View ArticleAmbohidratrimo : nifindra tamin’ny reniny ny pesta nahafaty ireo zaza roa
Mbola manaraka fitsaboana ao amin’ny hopitalin’i Mahitsy ilay renin’ireo zaza roa, 7 taona sy 4 taona, matin’ny pesta ny faran’ny herinandro teo. Nalaina ambulance tao an-tokantranony tao amin’ny...
View ArticleFanohanana ny tanora : ahitana tolotrasa tsy mila diplaoma etsy Mahamasina
« Tsy mila traikefa na diplaoma ny tolotrasa omenay satria na ireo be mari-pahaizana aza tsy mahay sy mahavita ny asa tokony hataony akory », hoy ny tale jeneralin’ny MRH, Rafik Mohamedaly tamin’ny...
View ArticleFanorenana fotodrafitrasa : hiova endrika Antananarivo
Manana vina lavitra ireo mpandraharaha eto an-toerana amin’ny lafiny fanorenan-trano sy tanàna. Ao anatin’izany ny fandraisan’anjaran’izy ireo amin’ny fanatsarana ny endrik’Antananarivo Renivohitra...
View ArticleMitombo ny mahantra : niakatra 7,6% ny vidim-piainana
Namoaka tatitra ny Banky iraisam-pirenena mikasika ny toekarena ankapobeny eto Madagasikara. Fantatra fa nidangana ny vidim-piainana tamin’ity taona 2015 ity, nanomboka ny fiandohan’ny taona. Tena...
View ArticleFitorian’ny Freedom : novain’ny Cenit ho an’ny hoe « Neny » ny lalàna
Mitohy ny fifanatrehan’ny mpisolovava… Nivoaka ny hoe nisy fanapahan’ny Cenit ny amin’ny fahazoana nametraka anaram-bosotra tamin’ny biletà tokana. Fanovana lalàna… « Tsy vitan’ny hoe nandika araka...
View ArticleMitohy ny grevy : mitory ny mpitantana ny mpiasan’ny Jirama
Miandry ny didim-pitsarana! Eny amin’ny fitsarana ny “Raharaha Jirama” ankehitriny. Nitory ny mpitantana ity orinasam-panjakana ity ny mpiasa amin’ny alalan’ny farimbon-tsendikà. Niakatra fitsarana...
View ArticleFianarantsoa : 43,03% ny taham-pahafahana bakalorea
Nivoaka omaly hariva ny voka-panadinana bakalorea ao Fianarantsoa. Nahatratra 43,03% ny taham-pahafahana ka ambony indrindra tamin’izany ny sokajy A1. Tafakatra hatrany amin’ny 57,88% ny taha, 42,53%...
View ArticleRakotomamonjy Jean Max : “Tsy hanilika ireo depiote ny filoham-pirenena”
Tontosa, omaly, ny fihaonan’ny filoha Rajaonarimampianina, sy ny filohan’ny Antenimiera, Rakotomamonjy Jean-Max. Naharitra 45 mn ny diniky ny roa tonta. “Niompana amin’ny fametrahana ny fitoniana eto...
View ArticleVehivavy voalaza fa maty tany Koweit : manao fanadihadiana momba ilay tranga...
Mbola ao anatin’ny fanadihadiana tanteraka ny fanjakana malagasy momba ilay tranga voalaza fa nahafatesana vehivavy malagasy niasa tany Koweit. Miato hatramin’izao ny fandefasana mpiasa malagasy any...
View ArticleNanao lalana dimy andro : mpianatra mendrika 96 avy any Sambava nitsidika ny...
Dimy andro an-dalana vao tonga teto Antananarivo ny mpianatra 96 avy any Sambva, nisy mihitsy ny narary vokatry ny dia. Zava-dehibe ho azy ireo ny fitsidihana ny toerana manan-tantara maro anisan’izany...
View ArticleFampianarana : tsy mahay taratasy ny olona iray amin’ny dimy
Raha ny salanisa maneran-tany, fantatra fa olona iray ao anatin’ny dimy maneran-tany no sady tsy mahay manoratra sy tsy mahay mamaky teny ary tsy mahay manisa. Tsy afaka manao ireo raharaha fanao...
View ArticlePétanque : hahazo moto Yamaha izay mpandresy
Feno 40 taona katroka, amin’ity taona ity, ny nilalaovan-dRazafindratsimba Honorus (Manga) tsipy kanetibe. Tsy avelany handalo fotsiny izany fotoana izany fa hankalazainy sy homarihiny amin’ny...
View ArticleBasikety – Mada U18 G/F : nohitsin’ny FMBB ny ligin’Atsimo Andrefana
Tsy hifampitsitsy. Izay no azo ilazana ny zava-mitranga amin’izao fotoana izao, eo amin’ny federasiona malagasin’ny basikety (FMBB) sy ny ligin’Atsimo Andrefana. Mihenjan-droa mantsy ny tady eo...
View ArticleFanatsarana : nitondra loko vaovao ho an’ny kilalaky i Franco
Raha ny fanazavan’i Franco, ahenoina antsa ny kilalaky… Nitondrany loko vaovao izany ka nataony ho hira feno misy andininy sy fiverenana. Nampiany fandrindrana vaovao toy ny fizarana mazava ny feo....
View ArticleNanomboka omaly : anehoana ny endrika kanton’Iarivo ny « Ambarao Tantarao »
Mpanakanto roa, samy manana ny maha izy azy no hifadrimbona hampafantatra indray an’Antananarivo sy ny momba azy rehetra, amin’ny alalan’ny fampirantiana sary, resadresaka, tononkalo, ny 10 ka...
View Article