Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70397 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Manomboka misokatra: miverina ny fampianarana mozika

 Anisan’ny seha-kanto manomboka mahazo vahana eto Mafagasikara ny fampianarana mozika tao anatin’ny dimy taona izay. Olona maro ny velominy… Nandia fotoan-tsarotra ihany koa anefa izy ireo noho ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Sarimiaina « Tom & Jerry »: nodimandry i Gene Deitch

Asa goavana ny vitany eo amin’ny tontolon’ny sarimiaina! Nodimandry teo amin’ny faha-95 taony i Gene Deitch, iray amin’ireo nanao ny sary amin’ilay sarimiaina “Tom & Jerry” fanta-daza sy...

View Article


Mirongatra ny asan-jiolahy: sinoa mpandraharaha iray notafihin’ny jiolahy,...

Mirongatra ny asan-jiolahy: sinoa mpandraharaha iray notafihin’ny jiolahy, lasa ny 20 tapitrisa Ar

View Article

Attaques contre le CVO : les précisions du DG de l’Imra

Attaques contre le CVO : les précisions du DG de l’Imra

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Motocyclisme: Imerinkasinina Motul Trophy, reporté

Il est encore trop tôt pour reprendre ! Bien qu’on ait à l’heure du déconfinement partiel, les compétitions sportives restent encore suspendues. C’est la raison pour laquelle les organisateurs de la...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tratran’ny polisin’ny BC: nidoboka eny Tsiafahy i Riri mpanao kidnapping

Nidoboka am-ponja Tsiafahy ity jiolahy raindahiny antsoina hoe Riri ity rehefa avy natolotra ny fampanoavana, omaly. Isan’ireo atidohan’ny fakana an-keriny karana iray teny Ampasampito izy, ny volana...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Nanao antso ny sekoly katolika: misy mpianatra sy mpanabe mbola tavela...

Nanao antso ho an’ny fanjakana ny tompon’andraikitry ny fanabeazana katolika eto amin’ny diosezin’Antananarivo, omaly. Voalohany ny fijerena akaiky mahakasika ny fanadiovana ny sekoly amin’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Distrikan’Ambohidratrimo: nizara arovava sy Covid-Organics 11 barika ny zandary

Tonga nizara arovava sy Covid-Organics (CVO) maimaimpoana tany amin’ny distrikan’Ambohidratrimo, omaly, ny zandary avy ao amin’ny vondron-tobim-pileovan’ny zandarimaria Analamanga. Arovava miisa 20 000...

View Article


Jly Ravalomanana Richard: tsy maintsy atao hazalambo ireo dahalo nitifitra...

“Baiko ny omeko amin’ny tsy maintsy hanaovana hazalambo ireo dahalo sy ny mpiray tsikombakomba aminy, tompon’antoka tamin’ny fahafatesana zandary tany Ankondromena. Namoy ny ainy ity maherifo ity tao...

View Article


Imerintsiatosika: niato tampoka ny fifamoivoizana

Niteraka resabe, omaly, ny zotra nampitohy an’Anosy amin’Imerintsiatosika (Kofiamo). Nilamina ny fitaterana ny olona ny maraina, saingy natsahatry ny mpitandro filaminana izany ny antoandro. Niala teny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ady amin’ny Coronavirus – CUA: nahetsika nizara tambavy CVO ny miaramila...

Tena vaky tanteraka ny ady amin’ny Covid-19. Miaramila maherin’ny 1 000 lahy no nahetsika hizara ny tambavy CVO ho an’ny mponina amin’ireo boriborintany enina eto Antananarivo Renivohitra. Nanomboka...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ny valanaretina indray no mihiboka amin’izao… 

Efa tena resy ny fahavalo iombonana tsy hita maso amin’izao? Mitombo isa hatrany ny mitondra ny otrikaretina Coronavirus na marary ho sitrana, mihena na tsy misy firy intsony aloha ny trangana olona...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fiverenan’ny fanompoam-pivavahana: hanokatra ny fiangonana miaraka amin’ny...

Nivory ary nanapa-kevitra ny eo anivon’ny birao foiben’ny FJKM, omaly, fa hiverina hisokatra avokoa ny fiangonana manerana ny Nosy. Tsy maintsy manaja ny fepetra ho an’ny hamehana ara-pahasalamana...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fotodrafitrasa eny ifotony: mitohy ny asa fanamboaran-dalana

Ny ady amin’ny Covid-19 mandeha eo anivon’ny minisiteran’ny Fanajariana ny tany sy ny asa vaventy (MATP). Mandeha tahaka izany koa ny fanamboarana ny fotodrafitrasa eny ifotony, ankoatra ny efa atao...

View Article

Fivezivezen’ny olona sy ny fiara: kivy amin’ny gaboraraka sy ny tsy...

Andro voalohany nivoahan’ny olona sy fiara. « Mahakivy ny mahita ny sasany mifandray tanana, tsy manao arovava nefa miresaka amin’ny elanelana latsaka ny iray metatra… », hoy ny mpitondra tenin’ny CCO,...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Antananarivo Renivohitra: nifanaretsaka ny olona, nitohana ny fifamoivoizana…

Nifanaretsaka izaitsizy ny olona, nitohana be ihany koa ny fifamoivoizana, nilaharana ny taxi-be tetsy sy teroa… Teny Andravoahangy, andro tsena, aza: toy ny ankatoky ny fety. Izany Antananarivo...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Mpitandrina Razafintsalama Riana, sitrana tamin’ny Covid-19: “Nisy fotoana...

Fijoroana vavolombelona. Nitantara ny niainany tamin’ny nahazoany ny valanaretina Coronavirus ny mpitandrina etsy amin’ny FJKM Ambatoroka, Razafintsalama Riana Lalasoa. Anisan’ireo mpandeha nody avy...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fikambanana Fitia sy ny fitaterana: maherin’ny 2 000  ireo fiara namendrahana...

Andro faharoa ho an’ny fandrarahana fanafody ny fiara mpitatitra olona teny amin’ny toerana 11 eto an-dRenivohitra sy ny manodidina, omaly.  Nahitana filaharan’ny taxi-be ny toerana rehetra hanaovana...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fitaterana: vitsy ny taxi-be niasa…

Niverina amin’ny fiainana andavanandrony ny mponin’Antananarivo, nanomboka omaly. Vao maraina, feno mpilahatra taxi-be ny fiantsonana. Tao ireo nanao gaboraraka ka mbola nitondra mpandeha mihoatra sy...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Minisiteran’ny Tontolo iainana: nandray karama ny mpiasa ECD

Mijery ny mpiasa ECD eo anivon’ny minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny fandrosoana lovainjafy (MEDD) ny minisitra Raharinirina Vahinala. Nanomboka, omaly tetsy Antsahavola, ny fizarana ny karaman’ireo...

View Article
Browsing all 70397 articles
Browse latest View live