![]()
Asa goavana ny vitany eo amin’ny tontolon’ny sarimiaina! Nodimandry teo amin’ny faha-95 taony i Gene Deitch, iray amin’ireo nanao ny sary amin’ilay sarimiaina “Tom & Jerry” fanta-daza sy ankafizin’ny olona maro maneran-tany. Raha ny vaovao nampitain’i Petr Himmel, editora anisan’ny akaiky azy: “tsy fantatra mazava ny antony nahafaty an’i Eugene Meril Deitch. Ny azo ambara, […]