![]()
Ny ady amin’ny Covid-19 mandeha eo anivon’ny minisiteran’ny Fanajariana ny tany sy ny asa vaventy (MATP). Mandeha tahaka izany koa ny fanamboarana ny fotodrafitrasa eny ifotony, ankoatra ny efa atao eto Antananarivo. Mitohy ny fanamboaran-dalana any amin’ny faritra Ihorombe – PK 600 hatramin’ny PK 700 amin’ny RN7. Anisan’ny atao amin’izany ny fanampenana lavaka, ny fanarenana fotodrafitrasa, […]