Andro voalohany nivoahan’ny olona sy fiara. « Mahakivy ny mahita ny sasany mifandray tanana, tsy manao arovava nefa miresaka amin’ny elanelana latsaka ny iray metatra… », hoy ny mpitondra tenin’ny CCO, ny Pr Vololontiana Hanta, omaly. Nanteriny fa tsy ahafehezana ny fihetsika izany fifampikasohana izany. Mahavariana ny mahita ny sasany ka tena mbola anafarana amin’ny elanelana, ny […]
↧