![]()
Nifanaretsaka izaitsizy ny olona, nitohana be ihany koa ny fifamoivoizana, nilaharana ny taxi-be tetsy sy teroa… Teny Andravoahangy, andro tsena, aza: toy ny ankatoky ny fety. Izany Antananarivo Renivohitra, omaly maraina, nanombohan’ny fiverenan’ny mponina miandalana amin’ny asa aman-draharaha andavanandro. Manana anton-dia tsy azo ialana avokoa ve ny rehetra? Na hiasa, na hianatra, na hiantsena, na […]