Niteraka resabe, omaly, ny zotra nampitohy an’Anosy amin’Imerintsiatosika (Kofiamo). Nilamina ny fitaterana ny olona ny maraina, saingy natsahatry ny mpitandro filaminana izany ny antoandro. Niala teny am-pandehanana ny mpandeha. Efa mampitohy ny faritra Analamanga amin’ny faritr’Itasy io zotra io ka tsy maintsy natsahatra. Voatery nandeha an-tongotra ny mpandeha izay tonga teo Ambatomirahavavy mampisaraka ny faritra […]
↧