![]()
Tonga nizara arovava sy Covid-Organics (CVO) maimaimpoana tany amin’ny distrikan’Ambohidratrimo, omaly, ny zandary avy ao amin’ny vondron-tobim-pileovan’ny zandarimaria Analamanga. Arovava miisa 20 000 ny nozaraina ho an’ireo mponina ao anatin’ny fokontany miisa 25 ka isan’ireo hahazo anjara amin’izao koa ireo mpianatra hanala fanadinam-panjakana. Covid-Organics 11 barika amin’ny 250 litatra no hozaraina amin’ireo kaominina telo ao amin’ny […]