Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70391 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Saika hanafika tranona teratany vahiny: jiolahy iray lavon’ny polisin’ny Fip...

Lavon’ny polisy ny jiolahy iray saika hanafika tokantranona teratany vahiny, tany Antsiranana. Nirefodrefotra ny basy nandritra ny fifandonan’ny roa tonta, afakomaly alina. Nirefodrefotra koa ny basy...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fivadiham-pitokisana : mpiambina tsena iray sy mpitari-posy iray voasambotra

Lehilahy mpiambina fitobian’entana iray eny Ambohibao no voasambotry ny polisy omaly tokony ho tamin’ny 7 ora maraina. Nandalo teny amin’ny faritra Art malagasy ny lehilahy iray nitari-posy feno entana...

View Article


Atsimondrano: nizara arovava ny polisy

Ho an’ireo olona nandeha an-tongotra tratran’ny polisy tsy nanao tampim-bava (arovava) teny amin’ny faritra Atsimondrano, nanentana azy ireo hanao izany ny polisy. Maro amin’ireo mpandeha an-tongotra...

View Article

Miandrivazo: miaramila roa voatifitry ny dahalo

Mirongatra tanteraka ny tsy fandriampahalemana ao Miandrivazo, miaramila miisa roa ny lasibatry ny dahalo, ny herinandro lasa teo. Fantatra tamin’izany fa kaporaly iray no voakapa famaky teo amin’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fianarantsoa: vola sandoka 19 800 000 Ar tratra

Lehilahy miisa telo tra-tehaky ny polisy ao Fianarantsoa, omaly. Izy ireo izay nikasa hanaparitaka vola sandoka 20 000 Ar maro tao Matsiatra Ambony. Nohazavain’ny polisim-pirenena fa mahatratra 19 800...

View Article


Fiverenan’ny asa andavanandro: hentitra ny amin’ny tsy maintsy hanaovana...

“Ho maro ireo hivezivezy, manomboka anio. Eo ny mpiasa miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana. Ny mpianatra sasany, ny mpitatitra, ireo hiantsena. Tsy maintsy mivoaka ireo olona ireo. Tokony hisy...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ady amin’ny Coronavirus: nizara tambavy CVO sy arovava tany Fianarantsoa ny...

Nitsidika ny tany Matsiatra Ambony ny filoha Rajoelina, omaly. Nisantarany izany ny tao an-tanànan’i Fianarantsoa tamin’ny alalan’ny fitsidihana ny ivontoerana manomana ny vatsy tsinjo hozaraina...

View Article

Fitaterana “URBAIN”: efatra isaky ny laharan-tseza ny taxi-be Sprinter

Namoaka didim-pitondrana ny eo anivon’ny fiadidiana ny Tanànan’Antananarivo momba ny fitaterana amin’izao hamehana ara-pahasalamana izao. « Afaka miasa avokoa ary tsy misy anavahana laharana ireo...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Afrika – Tatitra sy filaharana taona 2020: manahy ny hoavin’ny fahalalahan’ny...

Namoaka ny tatitra sy ny filaharan’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety maneran-tany ho an’ny taona 2020 ny eo anivon’ny Reporters sans frontières (RSF), omaly. Velon’ahiahy tanteraka izy ireo raha ho...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ady amin’ny Covid-19 : nanome vola ny Amerikanina

“Fifaliana ho ahy androany ny manambara fa hanolotra ho an’i Madagasikara fanampiana fanampiny mitentina 2,5 tapitrisa dolara i Etazonia ho fanohanana ny sehatry ny fahasalamana, ary indrindra amin’ny...

View Article

Covid 19-Afrika: nihoaran’i Egypta amin’ny isan’ny marary i Afrika Atsimo

Mihazakazaka ny fivoaran’ny tsimokaretina Coronavirus ao Egypta. Hatramin’ny omaly, nihoarany i Afrika Atsimo amin’ny isan’ny marary, ka nahatapetraka azy eo amin’ny laharana voalohany eto Afrika....

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fiverenana an-dakilasy: tsy mbola hiditra ny mpianatry ny sekoly katolika sasany

Hiverina an-dakilasy, manomboka anio, ny mpianatra hiatrika fanadinana BEPC sy bakalorea, araka ny toromariky ny filoha. Misy koa anefa ireo mbola miandry aloha ny fidirana… Ho an’ny sekoly tsy...

View Article

Covid-19 – Fitiliana 500 hatramin’ny 1 000 isan’andro: hahazo tohana vola avy...

Hahazo fanampiana vola mitentina 2 tapitrisa euros avy amin’ny Agence française de développement (AFD) ny Institut Pasteur amin’ireo firenena afikanina dimy: i Niger, i Sénégal, i Guinée, ny Repoblika...

View Article


Fiverenana an-tsekoly: tsy tafakatra hamonjy fianarana ireo mpianatra any...

Misy amin’ireo mpianatra kilasy manala fanadinana (7ème, 3ème, famaranana) no lasa any ambanivohitra, nandritra ny fihibohana teo aloha teo. Tafahitsoka any izy ireo satria tsy misy taxiborosy mitondra...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Orinasa afakaba: efa ho roa volana izao tsy nandray karama ny mpiasa maro

Tsy misy resaka hatramin’izao ny fanampiana ny Gefp*, raha ny nambaran’ireo mpitantana sasany ny orinasa afakaba mpikambana. Tsy mahita homen-tsiny anefa ny mpiasa afa-tsy ireo mpitantana orinasa...

View Article


Krizin-tsolika maneran-tany: tafidina ny vidiny tamin’ny taona 2001

Krizy tsy nisy tato anatin’ny 20 taona! Tonga amin’ny vidiny tena ambany, tsy nisy hatramin’ny taona 2001, ny vidin-tsolika eo amin’ny tsena iraisam-pirenena. Tafidina ho 16 dolara ny vidin’ny iray...

View Article

Foulpointe: misy tsy mahazo fanampiana

Mitaraina ireo mponina sasany miasa eny amoron-dranomasina any Foulpointe, toy ny mpandray mpitsangantsangana, ny mpanjono, ny mpivarotra hani-masaka ho an’ny mpizahatany, sns, fa tsy mba mahazo...

View Article


Minisiteran’ny fanatanjahantena: norarahana fanafody ny toeram-piasana etsy...

Efa manomboka miverina tsikelikely amin’ny fiainana andavanandro ny olom-pirenena tsirairay. Isan’ny efa manomboka mandray ny andraikiny tsikelikely ihany koa ny minisitera isan-tsokajiny, ao...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tsipy kanetibe: manoman-tena hatrany ny Pac na ao anaty fihibohana aza

Anisan’ny klioba lehibe manana ny toerany eto Madagasikara, raha tsipy kanetibe, ny Petanque Ampitatafika Club (Pac). “Tsy nijanona amin’ny fanazarantena izahay na tao anaty fihibohana aza”, hoy...

View Article

Kitra: hanatevina ny Barea i Sylvio Ouasserio

Araka ny hita tao amin’ny tambajotra sosialy nivoaka, omaly talata, hisy mpilalao vaovao indray handrafitra ny Barea de Madagascar, amin’ny fiatrehana ireo lalao iraisam-pirenena, amin’ity taona 2020...

View Article
Browsing all 70391 articles
Browse latest View live