Mitaraina ireo mponina sasany miasa eny amoron-dranomasina any Foulpointe, toy ny mpandray mpitsangantsangana, ny mpanjono, ny mpivarotra hani-masaka ho an’ny mpizahatany, sns, fa tsy mba mahazo fanampiana avy amin’ny fanjakana amin’izao fihibohana izao. Potika anefa ny fiveloman’izy ireo, nanomboka tamin’ny fepetra fihibohana fijanonana any an-trano, tsy misy intsony ny mpanjifa, indrindra ny mpizahatany. Nilaza ny […]
↧