Krizy tsy nisy tato anatin’ny 20 taona! Tonga amin’ny vidiny tena ambany, tsy nisy hatramin’ny taona 2001, ny vidin-tsolika eo amin’ny tsena iraisam-pirenena. Tafidina ho 16 dolara ny vidin’ny iray barila, eo amin’ny tsena Brent, omaly, raha mbola 58 dolara ny 21 febroary 2020, fotoana nanombohan’ny tsimoka’aretina Coronavirus, niparitaka maneran-tany, nivoaka avy any Sina, ny […]
↧