Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70397

Ady amin’ny Coronavirus: nizara tambavy CVO sy arovava tany Fianarantsoa ny filoha

$
0
0
Nitsidika ny tany Matsiatra Ambony ny filoha Rajoelina, omaly. Nisantarany izany ny tao an-tanànan’i Fianarantsoa tamin’ny alalan’ny fitsidihana ny ivontoerana manomana ny vatsy tsinjo hozaraina amin’ny tokantrano sahirana. Nankahery ireo mpilatsaka an-tsitrapo sady nanolotra tambiny ny filoha Rajoelina ary nanolotra fanampiana amin’ny vatsy tsinjo ho azy ireo koa. Niara-nisotro tambavy tamin’ny mpianatra ny filoha Nitohy […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70397

Trending Articles