Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70391

Saika hanafika tranona teratany vahiny: jiolahy iray lavon’ny polisin’ny Fip tao Antsiranana

$
0
0
Lavon’ny polisy ny jiolahy iray saika hanafika tokantranona teratany vahiny, tany Antsiranana. Nirefodrefotra ny basy nandritra ny fifandonan’ny roa tonta, afakomaly alina. Nirefodrefotra koa ny basy nandritra ny fifandonan’ny polisy sy ny jiolahy tao Antsiranana. Lavon’ny polisin’ny Fip tao amin’ny fokontany Mahatsinjo, kaominina ambonivohitr’Antsiranana, afakomaly misasakalina, ny iray amin’ireo andian-jiolahy mpanao fanafihana mitam-piadiana. Araka ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70391

Trending Articles