Hahazo fanampiana vola mitentina 2 tapitrisa euros avy amin’ny Agence française de développement (AFD) ny Institut Pasteur amin’ireo firenena afikanina dimy: i Niger, i Sénégal, i Guinée, ny Repoblika Centraficaine ary i Madagasikara. Ahazoan’ireo Institut Pasteur ireo manao fitiliana 500 hatramin’ny 1 000 isan’andro izao tetikasa famatsiam-bola izao, mandritra ny enim-bolana, ao anatin’izao ady atao amin’ny […]
↧
Covid-19 – Fitiliana 500 hatramin’ny 1 000 isan’andro: hahazo tohana vola avy amin’ny AFD ny IPM (*)
↧