Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70647 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fanambarana hosoka : « Ecrans plats » miisa 1.450, saron’ny ladoany

Tratran’ny sampandraharahan’ny ladoany miady amin’ny hosoka (SLF), ny alahady 20 aogositra teo, ny televiziona “écrans plats” miisa 1.450. Nahatrarana izany tetsy Analakely tao amin’ny trano...

View Article


Bala tokana : vita ny sariny… tena izy amin’izay

Vita iny ny sarin’ady nataon’ny miaramila teny Antamponketsa… Miandry ny tena izy amin’izay ny rehetra. Izany hoe miandry ny ady ataon’ny miaramila ny rehetra. Hiady amin’iza anefa ? Firenena tsy...

View Article


Tsiadana : mpamongady voatafiky ny jiolahy, olona telo voatifitra

 Nirefodrefotra ny poa-basy teny Tsiadana, omaly hariva. Andian-jiolahy nirongo fitaovam-piadiana mahery vaika no nanafika mpamongady. Mpivarotra sy ankizikely roa naratra voatifitr’ireo olon-dratsy…...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Les indésirables du 22 août 2017

View Article

Fisolokiana : olona 15 hiatrika ny mpitsara zokiolona

Raha tsy misy ny fiovana, olona 15 tokony hiatrika ny mpitsara zokiolona hanaovana fanadihadiana lalina momba ny raharaha fisolokiana sy halatra natao tamina orinasana teratany rosianina iray. Efa...

View Article


Tselatra

Fatin-dehilahy iray no hitan’ny olona tao amin’ny trano kely iray fiambenam-bary ao Andimoina, fokontany Ampihaonana Toamasina II, ny alahady maraina teo. Efa niraraka ny nofony raha ny fahitan’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Morondava : olona tsy salama saina, maty kilan’ny afo

Toy izao amin’ny sary izao no niafaran’ilay niharam-boina lasa lavenona niaraka tamin’ny trano nirehitra tao Morondava, afakomaly. Tsy fantatra mazava ny antony nahatonga ny firehetana fa araka ny...

View Article

Disadisa eny amin’ny 67ha avaratra : ampiadian’ny kaominina ny samy mpivarotra

Ampiadian’ny mpitantana ny kaominina Antananarivo Renivohitra ny samy mpivarotra, amin’izao fotoana izao. Tao anatin’ny taona maromaro, efa misy mpivarotra isaky ny hariva manomboka amin’ny 5 ora ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Cemdlac Analakely : maimaimpoana ny vakansy nomerika

Misokatra maimaimpoana ho an’ny rehetra ny fampianarana informatika etsy amin’ny Cemdlac Analakely. Efa vonona ny mpampianatra ary mandray ireo rehetra tonga eny amin’ny fampitana ny fampianarana izany...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Eny 67ha… : hisy lalana sy tsangambaton-dRakoto Frah

Mpanakanto anisan’ny reharehan’i Madagasikara hatrany ivelany Rakoto Frah. Firenena maro rahateo no efa nitondrany sy nanehoany ny fahaizany mitsoka sodina. Hanome lanja ny asa vitany ihany koa ny eto...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Taom-pianarana 2017-2018 : tsy hampihatra ny fanovana entin’ny PSE ny sekoly...

Mbola tsy hampihatra ny fanovana entin’ny teti-pivoarana ho an’ny fanabeazana 2017-2021 ny sekoly katolika manerana ny Nosy amin’ny taom-pianarana 2017-2018, araka ny tapaka nandritra ny filankevitra...

View Article

Cram : « Tena mampikaikaika ny tsy fandriampahalemana »

« Tena mampikaikaika ny olom-pirenena sy ny fokonolona manerana an’i Madagasikara ny tsy fisian’ny fandriampahalemana. Tsy misy fampandrosoana mahomby, raha tsy miaina ao anatin’ny filaminana ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Hakotroka ny fankalazana : homarihina ny faha-10 taon’ny tarika Zarah

Zarah, anarana notsoahina avy amin’ny hoe : « Zaraina ny hafatra ». Mandia ny faha- 10 taona nijoroany amin’ny  asa fitoriana ny Filazantsara amin’ny alalan’ny hira arahina tantara kely rakotra...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fametrahana rantsana any Toamasina : hampiditra am-ponja ireo...

Tsy eto an-dRenivohitra ihany. Nametraka ny rantsan’ny antoko tany amin’ny faritra Atsinanana sy Analanjirofo ny Freedom, ny faran’ny herinandro teo. Nahaliana ny maro ny fanazavan-kevitra sy ny...

View Article

An-kitsim-po : lasa namono tantsaha ny fisintahan’ny fanjakana

Orinasa maromaro na maro mihitsy no niasa teo amin’ny sehatry ny fambolena sy ny fiompiana, saingy mampalahelo tsy hita soritra intsony. Nisy an’ny fanjakana, manontolo na ampahany betsaka, ny renivola...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Raveloson Constant : « Voaloto ny hasin’ny Repoblika »

Nitondra ny heviny momba ilay nanesorana an-dRavalomanana tao amin’ny hotely iray lehibe any Antsiranana, Raveloson Constant. Nohitrikitrihiny ho tsy afa-bela amin’ireny ny tandapa.  Notsiahiviny...

View Article

Vaovao tambatra

 Natao teny Vontovorona ny fivoriamben’ireo mpanabe ao anatin’ny klioba Cnaps Zandriolona, avy any amin’ny faritra 15 eto amin’ny Nosy, ny herinandro lasa teo. Fotoana nentina hanatsarana ny fiainan’ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Loi sur la statistique : des amendements en gestation

Des amendements seront apportés à la loi régissant la statistique, datant de 1968. Le processus y afférent est actuellement en cours de finalisation. Obsolète. Les contenus de la loi sur la statistique...

View Article

Sport scolaire à Mahajanga : huit jeunes filles atteintes de crise collective

La panique plane au Lycée Rabemanjara. Après les matchs qui se sont déroulés avant-hier, huit jeunes filles, figurant dans les équipes participantes aux championnats nationaux de sport scolaire, qui se...

View Article

i-RENALA : uniformiser la gestion des réseaux

Le Réseau national de l’Enseignement supérieur et de la recherche (i-Renala) a organisé depuis hier à Ankatso, une formation des informaticiens des universités et des centres de recherche scientifique...

View Article
Browsing all 70647 articles
Browse latest View live