Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70647

Raveloson Constant : « Voaloto ny hasin’ny Repoblika »

$
0
0
Nitondra ny heviny momba ilay nanesorana an-dRavalomanana tao amin’ny hotely iray lehibe any Antsiranana, Raveloson Constant. Nohitrikitrihiny ho tsy afa-bela amin’ireny ny tandapa.  Notsiahiviny tamin’izany ny nandroahan’ny tandapan’ny prezidansan’ny Repoblika fahefatra ny filoha farany tamin’ny Repoblika fahatelo. “Tsy fomba amam-panajana, tsy arofenitra izany. Talenta manokan’ireo akaiky lapa ilay manitrikitrika, toy nambaran’ilay ramatoa iray izay nilaza […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70647