Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70647

Fametrahana rantsana any Toamasina : hampiditra am-ponja ireo mpanodinkodim-bola ny Freedom

$
0
0
Tsy eto an-dRenivohitra ihany. Nametraka ny rantsan’ny antoko tany amin’ny faritra Atsinanana sy Analanjirofo ny Freedom, ny faran’ny herinandro teo. Nahaliana ny maro ny fanazavan-kevitra sy ny fandresen-dahatra nataon’izy ireo. « Hakana seza ny antony hanaovana politika sy hananganana antoko politika. Tsy maintsy manao fanekena ny ho vonona hiditra am-ponja ireo tompon’ andraikitra ara-pajakana nahatrarana fanodikodinam-bolam-pajakana […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70647