Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70676

Disadisa eny amin’ny 67ha avaratra : ampiadian’ny kaominina ny samy mpivarotra

$
0
0
Ampiadian’ny mpitantana ny kaominina Antananarivo Renivohitra ny samy mpivarotra, amin’izao fotoana izao. Tao anatin’ny taona maromaro, efa misy mpivarotra isaky ny hariva manomboka amin’ny 5 ora ny sisin’ny tambohon’ny Ny Havana eny 67ha Avaratra. Fandaminana efa napetraky ny kaominina izany. Tamin’ny herinandro lasa anefa, nisy mpivarotra tonga teo amin’ny toerana voalaza fa tompon’ny toerana vaovao […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70676

Trending Articles