Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70681

Fanambarana hosoka : « Ecrans plats » miisa 1.450, saron’ny ladoany

$
0
0
Tratran’ny sampandraharahan’ny ladoany miady amin’ny hosoka (SLF), ny alahady 20 aogositra teo, ny televiziona “écrans plats” miisa 1.450. Nahatrarana izany tetsy Analakely tao amin’ny trano fitahirizan’entana an’ny orinasa malaza iray eto an-dRenivohitra. Ny fanadihadiana sy ny fanangonam-baovao ary ny fanaraha-maso nataon’ny sampandraharahan’ny haban-tseranana miady amin’ny hosoka no nahazoana izao vokatra izao. Voasoratra tao anatin’ny taratasy […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70681

Trending Articles