Nirefodrefotra ny poa-basy teny Tsiadana, omaly hariva. Andian-jiolahy nirongo fitaovam-piadiana mahery vaika no nanafika mpamongady. Mpivarotra sy ankizikely roa naratra voatifitr’ireo olon-dratsy… Raikitra ny fifanjevoana teny Tsiadana nandritra ny fanafihan’ireo jiolahy nirongo fitaovam-piadiana. Mpamongady iray ity notafihin’ny jiolahy ity. Araka ny fanazavan’ireo olona nahita ny fitrangan’ny fanafihana, niditra an-keriny tao amin’ity toeram-pivarotana ity ireo […]
↧