![]()
Mpanakanto anisan’ny reharehan’i Madagasikara hatrany ivelany Rakoto Frah. Firenena maro rahateo no efa nitondrany sy nanehoany ny fahaizany mitsoka sodina. Hanome lanja ny asa vitany ihany koa ny eto an-toerana. Anisan’ny hetsika hanamarika ity fotoam-pialan-tsasatra ity ny fahatsiarovana manokana an-dRakoto Frah, tsy zovina amin’ny maro intsony ary nitondra avo ny voninahitr’i Madagasikara teo amin’ny fitsofana […]