Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70721 articles
Browse latest View live

Fantina sy fintina

Vita sonia, afakomaly teny Iavoloha, ny hamatsiantsika sakafo ireo firenena aty amin’ny ranomasimbe Indianina (COI). « Tsy hanafatra izany any Azia intsony izy ireo ary hiteraka tombontsoa ho antsika...

View Article


Praiminisitra Ravelonarivo : « Inty aho ary mbola miasa »

 Mazava ny resaka. « Inty aho. Miasa aho. Malalaka ny fanehoan-kevitra na hiteny fanovana governemanta injato eo aza », hoy ny Praiminisitra Ravelonarivo Jean, omaly tao amin’ny haino...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ambohimangakely : fiara 404 bâchée nifandona tamin’ny kamiaobe

 Samy naratra ny mpamily ! Nifandona teny Andranovao Tetezamby Ambohimangakely pk 11+400 ny kamiaobe iray sy fiara 404 bâchée iray , omaly antoandro tamin’ny 11 ora. Araka ny fanazavana voaray avy any...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Antoko Malagasy miara-miainga : « Tsy hamaha olana ny fanovana governemanta »

 Nitondra ny heviny manoloana ny raharaham-pirenena ny eo anivon’ny Antoko Malagasy miara-miainga (AMMM). « Tsy hahavaha olana ny fanovana ny governemanta na fanoloana ny mpikambana sasany na...

View Article

Indray mijery

Hahazo ny vatsim-pianarana tsy ho ela ny mpianatra tao anatin’ ny lisitra fanampiny eny amin’ny oniversiten’Antananarivo, araka ny fampitam-baovao nataon’ny mpianatra, omaly. Efa mipetraka eny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ambalavao Isotry : sarotra ny mifehy ireo 4’mi hanaraka ny fitsipika

Iray volana latsaka izay no nampiantranoina ireo 4’mi, tsy manan-kialofana, etsy amin’ny centre MadCap teo aloha, Ambalavao Isotry. Nahatratra 93 ireo fianakaviana indray nampidirin’ny minisiteran’ny...

View Article

Radanoara Julien : « Tsy fanonganam-panjakana ny fitakiana ireo Nosy malagasy « 

Mby aiza ny fitakiana ireo Nosy malagasy? Tsy fanonganam-panjakana ny fitakiana, nambaran’ny manampahaizana momba ny fifandraisana iraisam-pirenena, Radanoara Julien.  Tsy fanonganam-panjakana ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fiahiana : betsaka ny tetikasa ho an’ireo fianakaviana maniry ny hivoatra

Mitentina 71 tapitrisa Ar mahery ny saram-panavaozana ny toerana, etsy Ambalavao Isotry raha ny tatitra nataon’ny minisiteran’ny mponina. Betsaka ny tetikasa kasaina hatao ao an-toerana, kanefa tsy...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fandidiana katarakta : mpitsabo sivy voaofana amin’ny MSICS

 Nahazo ny taratasy manamarina ny fahavitan’ny fiofanany ny dokotera mpandidy maso sivy omaly, teny amin’ny HJRA. Nianatra momba ny fomba fandidiana amin’ny teknika vaovao ny katarakta  MSICS izy ireo....

View Article


Fifaninanana « Hackathon » : ny Malagasy irery no mpianatra tamin’ny famaranana

Valo ny ekipa nandray anjara tamin’ny famaranana fifaninanana Hackathon natao tany Dakar Senegal. Fifaninanana nokarakarain’ny Société générale, orinasa renin’ny BFV-SG eto Madagasikara, nifantoka...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Antsirabe : namboly zana-kazo 1 000 ny Fiova 

 Nanatanteraka adidy amin’ny alalan’ny fambolen-kazo fanao isan-taona ny Fivondronan’ny orinasa ao Vakinankaratra (Fiova) ho fiarovana ny tontolo iainana, ny asabotsy lasa teo.  Mpiasa tsy latsaky ny...

View Article

Atsimo Andrefana : niakatra 200 % ny hetra niditra ny taona 2015

 Tanteraka ny 16 febroary teo, teto Toliara, ny fihaonana teo amin’ny mpandraharaha sy ny avy ao amin’ny sampandraharaha fampidiran-ketra, nanamafisana ny fanentanana ny rehetra  hanao fanambarana...

View Article

Ihorombe : namboly zanakazo 3.000 ny faritra

Nosantarina ny 29 janoary teo ny taom-pambolen-kazo any Ihorombe, nosantarin’ny lehiben’ny faritra, Mosa Ferdinand. Nambolena teny amin’ny toerana akaiky loharano any Ihosy  ny zanakazo 3.000, mamatsy...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Vokatra labiera : niova tsiro sy endrika ny Skol

“Vao mainka…”, hoy ny dokambarotra fanairana, efa nandeha tamin’ny fahitalavitra, andro vitsivitsy izay. Tsy nisy nahalala hoe inona no tao ambadik’izay, raha tsy nandritra ny valan-dresaka ho an’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Gadona vaovao : namorona ny « zag zig » i Blezz’o

Andriamiaramanana Dimbiniaina Duc, fantatra eo amin’ny tontolon’ny zavakanto amin’ny anarana Blezz’o. Hafa noho ny efa faheno hatramin’izay ny gadon-kira noforoniny.         « Zag zig », fitambarana...

View Article


Basikety – Coupe du Président : hidona amin’ny 2BC Vakinankaratra ny ASB Itasy

Hangotraka ny manasa-dalan’ny fiadiana ny “Coupe du Président” taranja basikety, ho an’ny Zone Ouest any Tsiroanomandidy, amin’ity indray mitoraka ity. Araka ny efa fantatra mantsy, ekipan’i...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

 Manakhasy : nahomby ny « Zegnahary mahery »

Nifarana ny 17 febroary teo, teny amin’ny Craam eny Ankatso, ny « Zegnahary mahery », hetsika lehibe voalohany nampahafantarana sy namerenan’ny tarika Manakhasy indray ny hasin’ny kolontsaina sy ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Hevitry ny mpiasan’ny kaominina sasany : mba hisian’ny korontana ny...

Tsy tapaka mitombo isa hatrany ny mpivarotra amoron-dalana eto Antananarivo. Tsy eo Analakely enjehin’ny kaominina ihany, fa feno azy ireo Behoririka, Mahamasina, 67 ha, Isotry, saika manerana ny...

View Article

«Course pour la solidarité féminine» : anisan’ireo hifaninana i Dah Mama

Efa mihamaro hatrany ireo olon-tsotra sy orinasa ary fikambanana, misoratra anarana, amin’ilay fifaninanana «Course pour la solidarité féminine», karakarain’ny fikambanan’ireo Malagasy niatrika ny...

View Article

Lomano – Mada Jeunes : hiady filaharana ireo ligim-paritra efatra

Raikitra. Hotanterahin’ny federasiona malagasin’ny lomano, amin’ity faran’ny herinandro ity (asabotsy 20 febroary sy alahady 21 febroary), ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny sokajy...

View Article
Browsing all 70721 articles
Browse latest View live