Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70397 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Toetry ny andro : hitohy ny orana

Ho maina ny andro amin’ny ankapobeny ny maraina saika manerana ny Nosy, araka ny fanambaran’ny sampana mpamantatra ny toetry ny andro, omaly. Hanorana mety arahina kotroka kosa ny hariva sy ny alina...

View Article


Fotoam-pahavaratra : vonona ny toerana fandraisana ny traboina

 Efa namaritra sahady ny toerana handraisana ny traboina rehefa tonga ny tondradrano ny minisiteran’ny Mponina sy ny birao nasionaly misahana ny tandidon-doza sy ny loza vojanahary (BNGRC). Manana iray...

View Article


An-kitsim-po : fitsarana mangataka « guichet unique »

Andrim-panjakana iray mampidi-bola betsaka ho an’ny fanjakana ny fitsarana. Araka ny lalàna, manana fitantanana mahaleo tena ny fitsarana avy amin’ny vola saran’ny fanaovan-draharaha ao aminy. Maro...

View Article

Eran-tany

Kenya, Ethiopie ary Ouganda, tsy tojon’ny fiantraikan’ny krizy aty Afrika, araka ny fanadihadiana nataon’ny Coface (Compagnie française d’assurance pour le commerce). Firenena maro aty Afrika nahitana...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fehinkevitry ny Agrinnova : fiaraha-miasan’ny indostria sy ny tantsaha

Betsaka ireo fehinkevitra navoaka nandritra ny fihaonana nokarakarain’ny Agrinnova ho fampandrosoana ny tontolon’ny fambolena sy ny fiompiana, natao ny 12 sy 13 novambra lasa teo. Tanjona tamin’izany...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fampahafantarana didy : fidiram-bola ho an’ny fitsarana

 Olana matetika, tsy fantatry ny olom-pirenena ny manaraka ny antontan-taratasiny, araka ny fanazavan’ireo tompon’andraikitra ao amin’ny birao fampahafantarana didy (notification). Didy rehetra,...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fitsarana ambaratonga voalohany, sampana ady madio : “Tokony hanaraka ny...

Betsaka ny fanavaozana eo anivon’ny fitsarana ambaratonga voalohany eto Antananarivo, sampana ady madio, tao anatin’ny roa volana izay. Nomarihan’ny lehibe mpiraki-draharaha roa, Herinatrehana Inham...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Anjozorobe : ripaka ny ala, migalabona ny mpanao saribao

 Tazanim-potsiny! Na teo aza ny fidradradradran’ny mpitondra foibe fa ho faizina mafy ny mpandoro ala sy tanety, tsy nisy hatramin’izao ny fampiharana. Efa fantatry ny tompon’andraikitra ny firongatry...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fed andiany faha-11 : nisy fifanarahana hafa natao sonia

Natao sonia, omaly tany Bruxelles Belzika, foiben’ny Vondrona eoropeanina (UE) ny fifanarahana Fandaharanasam-pirenena enti-manondro na Programme indicatif national (PIN). Nanatanteraka izany ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Na mpandoto tontolo iainana aza : voalohany amin’ny angovo azo havaozina i Sina

 Tsy toy ireo firenena tandrefana mpanimba tontolo iainana, nefa tsy hita mivaingana loatra ny fiarovana azy i Sina. Manao ezaka lehibe azo tsapain-tanana izy amin’ny famokarana angovo sy ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Sekoly katolika : mavitrika mandoa latsakemboka

Nitohy tany Morondava ny herinandro lasa teo ny fanofanana ny fiahiana ara-tsosialy ireo  tompon’andraikitry ny sekoly katolika (Didec) ao amin’ny faritra Menabe. « Matotra ny fiaraha-miasan’ny...

View Article

Hetsika « Fandio iray siny… » : izay efa mahalala ihany no nanoina

Nanenina izay tsy tonga fa ireo tonga àry nanetsetra. Nifarana, omaly, ny hetsika sy ranty narahin-kira sy antsa « Fandio iray siny… » nataon’ny fikambanana Vaika sy ny Foibe momba ny teny ao amin’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tsingerintaona 3 sosona : hanakatona hetsika ny tropy Jeannette

Nosokafana ny volana marsa teo ny fanamarihan’ny tropy Jeannette tsingerintaona telo. Faha 120 taon’Andrianary Ratianarivo, Faha-100 taon’i Charles Ravaloson ary faha-90 taon’Atoa Andriambala Joseph....

View Article


« Festival Le temps presse » : anisan’ny mpitsara ny ankizy mpianatra

 Sambany ! Anisan’ny voafidy ho mpitsara mandritra ny « Festival Le temps presse », hatao any Monaco, ireo mpianatra ao amin’ny Collège des Salines, any Toliara. Hetsika mikasika ny horonantsary fohy,...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Handball – CCOI 2015 : THBC ihany no miatrika ny fifaninanana

Marary mafy ny handball eto Madagasikara, ka mila famonjena. Izay no azo ilazana ny zavatra iainan’ity taranja ity, ankehitriny. Raha eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena aloha, tena mahamenatra ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Kick-boxing – Mada 2015 : hitarafana avy hatrany ireo ho ekipa nasionaly

Hiatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja kick-boxing, sokajy rehetra ireo mpikatroka amin’ity herinandro ity. Hitarafana ireo mpikatroka mety handrafitra ny ekipa nasionaly hiatrika...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

« Angolanao » : hiverina an-tsehatra i Tovo J’Hay

« Angolanao »… Lohatenin’ny hira vaovaon’i Tovo J’Hay io. Hisalotra ny rakikira vaovao izay havoakany ihany koa. Tsy vitan’izay, fa mbola anaran’ny fampisehoana izay hotontosainy ny alahady 29 novambra...

View Article


La politique en bref

Primature – Le Premier ministre attendu cette semaine Selon une source  auprès de la Primature, le chef du gouvernement sera de retour au pays cette semaine après son séjour dans la capitale française....

View Article

Iles Éparses  : les revendications se poursuivent

Les revendications prennent une nouvelle tournure à propos des îles Eparses. Si l’objectif de départ était leur restitution, la finalité est toute autre puisque les militants exigent à présent un...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Jean-Yves Ranaivonirina : «Tourner la page et avancer, et non cultiver la haine»

L’ancien chef de Région d’Alaotra-Mangoro, Jean-Yves Ranaivonirina s’exprime pour la première fois depuis qu’il été démis de ses fonctions. Il estime qu’il s’agit là d’une raison d’Etat à laquelle...

View Article
Browsing all 70397 articles
Browse latest View live