Formation : les techniciens agricoles à renforcer
Un atelier de conception méthodologique pour la mise en place de la formation des techniciens agricoles s’est tenu à Antananarivo, du 9 au 11 novembre dernier. Le principal objectif de cette rencontre...
View ArticleLes indésirables du 18 Novembre 2015
Cet article Les indésirables du 18 Novembre 2015 est apparu en premier sur NewsMada.
View ArticleDéfaut de déclaration de patrimoine : des hauts fonctionnaires dans le...
La chasse aux fausses déclarations semble être ouverte auprès de l’organe en charge de la lutte anticorruption. De hautes personnalités sont visées. Selon une source bien informée, des dossiers...
View ArticleFout(ue)ball
Le football malgache n’ira pas loin. Ce n’est pas une malédiction, mais une réalité. Nombreux facteurs entrent en jeu dans le déclin de cette discipline. Mais le plus important est que nous sommes...
View ArticleTsenan’i Namontana : fiara 4 L iray sy tranohazo miisa 20 kilan’ny afo
Kila hotohoton’ny afo avokoa ireo tranohazo miisa 20 sy trano biriky telo tao amin’ny tsenan’i Namontana, omaly vao maraina. Tsy fantatra ny niantombohan’ny afo. Fiara 4L iray koa levon’ny afo…...
View ArticlePolitika sy ny mpanao politika… tsy miova
Tsy mampiova ireo mpanao politika ny fomba fanaovana politika sa tsy mampiova ny fomba fanaovana politika ny mpanao politika? Hatramin’izao, saika tsy miova firy ny mpanao politika, na ny fomba...
View ArticleBNGRC : mivonona ho amin’ny fiatrehana ny loza ho avy
“Moramora kokoa ny miatrika ny loza raha toa ka tsara fiomanana”, hoy ny sekretera mpanatanteraka eo anivon’ny birao nasionaly amin’ny fitantanana ny ady amin’ny loza voajanahary (BNGRC), Atoa Venty...
View ArticleHopitaly Befelatanana : nitsimbina ny reny sy ny zaza ny Star
Nanolotra kojakoja ho an’ny reny vao teraka sy zaza vao teraka ny vondrona Star omaly tetsy amin’ny hopitaly Befelatanana. Tafiditra ao anatin’ny fanamby apetraky ny orinasa eo amin’ny sehatry ny...
View ArticleAnkazoabo atsimo : raim-pianakaviana notifirin’ny jiolahy teo amin’ny lohany
Maty tsy tra-drano ny raim-pianakaviana iray notifirin’ny jiolahy teo amin’ny lohany nandritra ny fanafihan-jiolahy tany Ankazoabo Atsimo, afakomaly. Araka ny loharanom-baovao voaray avy any...
View ArticleLalàna sy fitantanana : nivoaka ny andia « Fanamby »
Nitombo 110 ny mpahay momba ny lalàna sy fitantanana ary ny banky. Navoaka, omaly, ny andiany « Fanamby » niofana nandritra ny roa taona ka hatramin’ny dimy taona tao amin’ny Institut supérieur des...
View ArticleTsy fanaovana fanambaram-pananana : sekretera jeneralina minisitera sy tale...
Natolotry ny Birao mahaleo tena miady amin’ny kolikoly (Bianco), teny amin’ny Sampam-pitsarana miady amin’ny kolikoly na ny Chaîne pénal anti-corruption, etsy 67 ha, omaly, ny...
View ArticleNitokona ny mpianatra eny Vontovorona : kodiarana telo may, nirefodrefotra ny...
Nanatanteraka fitokonana indray ny mpianatry ny Polytechnique Vontovorona omaly. Nivoaka ny faritry ny oniversite izy ireo ary nametraka sakana telo mialohan’ny hahatongavana eny an-toerana. Nitohy...
View ArticleFanafihana tany Saint Denis : olona 7 voasambotra, 3 hafa maty
Notafihan’ny polisy frantsay tao amina trano iray any Saint Denis, faritra avaratr’i Paris, ny toerana heverina fa nieren’i Abdelhamid Abaaoud, ilay atidohan’ny asa fampihorohoroana ny zoma 13 novambra...
View ArticleMitsangana ny CNE : hiova ny fandaharam-pianarana izay efa lany andro
Nampahafantarina omaly tetsy amin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena Anosy ny filan-kevitra nasionalin’ny fanabeazana (CNE). Izy ireo no hiantoka tanteraka ny famolavolana ny fanovana ny...
View ArticleHarena an-kibon’ny tany madinika : tsy mamaly ny hetahetan’ny mpandraharaha...
Namolavola lalàna ny mpandraharaha madinika amin’ny harena an-kibon’ny tany. Tsikaritr’izy ireo fa na eo aza ny lalàna, ny fampiharana azy no tena zava-dehibe raha tiana hitondra fampandrosoana ho...
View ArticleMivoaka ny lisitry ny mpiasam-panjakana
Nilaza ny talen’ny fitantanana ny mpiasa ao amin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena, Rabeandalana Sandrot, omaly, fa efa mivoaka ny lisitry ny mpampianatra Fram noraisina ho mpiasam-panjakana. Hatry...
View ArticleTetibolam-panjakana 2016 : hitarina ny fampidiran-ketra
Nahoana no tsy maintsy ampandalovina any amin’ny Antenimierampirenena ny lalàna momba ny tetibolam-panjakana ? Miantoka ny fampandehanan-draharaham-pirenena ny tetibolam-panjakana, koa manana adidy...
View ArticleFanampiana ny marary : nanome ra maimaimpoana ny Cnaps
Ankoatra ny fizarana fanampiana toy ny volan-jaza, ny vola ho an’ny bevohoka, ny fisotroan-dronono, ny solon-takaitra ho an’ny voan’ny loza am-perinasa, mitsinjo ny mpiara-belona ny Tahirim-pirenena...
View ArticleIndray mijery
Raha ny vinavinan’ny mpamantatra ny toetr’andro, amin’ny herinandro mihitsy vao heverina fa hisy rotsak’orana eto Antananarivo sy ny manodidina. Mbola hitohy, araka izany, ny hafanana be hatramin’ny...
View ArticleRadanoara Julien : « Mila hetsehina ny sehatra iraisam-pirenena amin’ny...
Na samy manaiky aza ny Malagasy fa an’i Madagasikara ireo Nosy malagasy manodidina, mbola ifandroritana izay fomba hamerenana azy. Maneho ny fijeriny ny mpahay fifandraisana iraisam-pirenena, Radanoara...
View Article