Faritra Alaotra Mangoro : mampivakivaky ny fanendrena ny lehiben’ny faritra
« Sahady ! « Miteraka resabe ny nanalana sahady ny lehiben’ny faritra Alaotra-Mangoro. Napetraka ny volana marsa teo izy, nampiseho ny asa vitany izy sy ny mpiara-miasa aminy, ny volana oktobra:...
View ArticleZaka tsara : asa, tsy fantatra…
Inona no tena zava-dehibe sy maika izao? Tsy fantatra intsony izay fandaharanasan’ny mpitondra ny amin’izany. Tsy misitraka inona amin’izay fihatsaram-piainana raha ny vahoaka ifotony. Miharatsy noho...
View ArticleFifidianana loholona : tsy handrotsaka kandidà ny Hiaraka isika
« Amin’izao ankatoky ny fifidianana loholona izao: nanapa-kevitra hoe tsy hanolotra kandidà izahay ato amin’ny Hiaraka isika, indrindra amin’ny faritany Toliara. » Io ny nambaran’ny depiote voafidy...
View ArticleFantina sy fintina
Tsy nanan-kery indray ny fifidianana naverina ny 13 novambra lasa teo tao amin’ny kaominina iray any Sakaraha, araka ny nambaran’ny Filankevim-panjakana. Nivoaka ny 12 novambra teo izany raha, omaly...
View ArticleMinisitry ny Atitany : « Tokony hahay hitantam-bola ny ben’ny Tanàna »
“Ilaina ny fahaiza-mitantana eo amin’ny ben’ny Tanàna, indrindra eo amin’ny ara-bola ary tokony hanana traikefa izy ireo amin’izany”, hoy ny minisitry ny Atitany, Mahafaly Solonandrasana tany...
View ArticleBadminton : hanofana ireo teknisianina malagasy ilay Maorisianina, Raj Gaja
Hiatrika fiofanana ireo teknisianina, eo anivon’ny federasiona malagasin’ny taranja badminton, manomboka ny alahady ho avy izao. Ilay manampahaizana maorisianina, Raj Gaja sady sekretera jeneralin’ny...
View ArticleTsy novalian’ny kaominina ny fangatahana : hitady toeran-kafa ireo mpitaky ny...
Tsy tanteraka araka ny niheveran’ireo mpikarakara ny hetsika fanangonana sonia, hitakiana ny hamerenana ireo Nosintsika manodidina. Tsy nahazo valiny avy amin’ny mpitantana ny tanàna izy ireo,...
View Article50 taona nihirana : hihetsika i Fanja Andriamanantena
Tsy mangina fa misoko miadana. Hotanterahina amin’ity taona ity ihany ny hetsika hanamarihana ny faha-50 taona nihirana sy nitendren’i Fanja Andriamanantena. « Faha-50 taonan’ny Mozikako » ny...
View ArticleKitra : tsy ampy famonoam-baolina ny Barea de Madagascar
Nifarana hatreo ny lalan’ny Barea de Madagascar, eo amin’ny fifaninanana hiatrehana ny “Mondial 2018”, hotanterahina any Rosia. Lavon’ny Liona avy any Téranga, tamin’ny isa 3 noho 0 mantsy ny ekipa...
View ArticleHira malagasy : hiaka-tsehatra ny Miantsaly
Anisany nandray anjara goavana tamin’ny fanabeazana ny taranaka malagasy ny kolontsaina. Iray amin’ireny ny hira izay itondran’ny tarika Miantsaly ny talentany satria mifandraika amin’izany ny mozika,...
View ArticleVolley – CCCZ7 2015 : afaka ny GNVB, ASI sy Stef’Auto ary AMVB
Hiatrika ny lalao manasa-dalana avokoa ireo ekipa malagasy efatra tamin’ny dimy nisolo tena an’i Madagasikara amin’ny CCCZ7 2015. Hiady, araka izany, ireo lalao manasa-dalana rehetra. Voahaja ny...
View Article« Evasion poétique » : entina any Toamasina ny « Oroka tsy nahy »
Antsirabe, Antananarivo, Tsiroanomandidy… Toamasina indray no itondran’i Rima sy Tsiahy Andrianina ilay « évasion poétique » nampitondraina ny lohateny « Oroka tsy nahy ». Seho eo anelanelan’ny antsa...
View ArticleRugby : nodimandry tampoka i Jonah Lomu, mpilalaon’ny All Blacks
Misaona ny tontolon’ny rugby eran-tany. Nodimandry, omaly alarobia, tao Auckland, i Jonah Tali Lomu, ilay andrarezin’ny rugby tao Nouvelle-Zélande, izay efa nanatevina ny All Blacks, ihany koa. Mbola...
View ArticleSeho iray volan’ny sary : « Ambavaloza ny voary malagasy »
« Ny voary malagasy ambavalozan’ny fiovan’ny toetr’andro ». Izay ny dingana faharoa amin’ny fampirantiana « Sar’nao » mandritra ny Iray volan’ny sary karakarain’ny fikambanana Stenop’Art sy ireo...
View ArticleCommunales : manipulation à Sakaraha
Comme si les contestations ne suffisaient pas, certains allument encore d’autres foyers de tension dans le pays. En effet, un scandale de haut niveau vient de voir le jour dans la Commune rurale de...
View ArticleCDE : « Les sénatoriales ne sont pas urgentes »
A l’approche de la date du 29 décembre, chaque politicien a sa propre perception des élections sénatoriales. Le dirigeant du Club développement et éthique (CDE), Serge Zafimahova a émis son opinion sur...
View ArticleCTD : la loi « Jao Jean » adoptée
Les députés ont obtenu ce qu’ils voulaient. La proposition de loi du député Jao Jean sur les collectivités territoriales décentralisées (CTD) a été adoptée, mardi dernier à Tsimbazaza. Une proposition...
View ArticleLa politique en bref
Partielles Analamanga – Proclamation des résultats provisoire, ce jour La Commission électorale (Cenit) proclamera les résultats provisoires des élections communales partielles pour Analamanga, ce jour...
View ArticleAssaut d’un village Dahalo : 200 gendarmes font chou blanc à Betroka
L’assaut contre le village de Voromihatra, dans le district de Betroka n’a finalement pas eu lieu pour la simple et bonne raison que ses habitants dont la plupart sont des dahalo se sont déjà enfuis....
View ArticleD’un fait à l’autre
Attentats de Paris – La mort d’une Malgache est confirmée Une ressortissante malgache du nom de Stella Verry, médecin au Samu de Paris, est décédée dans les fusillades de la rue Bichat. Elle dînait au...
View Article