Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70292 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ankoatra ireo zandarin’ny GSis : Lietnà iray koa voasambotra, kaomanda iray...

 Mivoatra tao anatin’ny andro vitsy ny toe-draharaha any Toamasina, taorian’ny fisamborana ireo zandarin’ny GSis roa lahy, ny faran’ny herinandro teo. Lietna iray nosamborina, kaomanda iray karohina…...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Polisy mpanao famotorana : sarotra ny fikarohana ny fandikan-dalàna

Kaomisera 17 sy ofisie 22 no nanao fianianana teny amin’ny lapan’ny Fitsarana Anosy, ny zoma teo. Fianianana ahazoan’ireto polisy ireto ny maha “officiers de police judiciaire” azy, ka ahafahany...

View Article


Tselatra

Voalevina, omaly, ny vata-mangatsiakan’i Nambinina, ilay mpanakanto sy mpahay lamaody nisy namono teny Anjanahary. Tsy mbola nisy ny olona tratra momba iny raharaha iny, na efa misy ihany aza ny...

View Article

Anjozorobe : misy olana ny fampianarana

 Misy olana ny fanabeazana ao amin’ny distrikan’Anjozorobe, araka ny fanambaran’ny mpikambana Tanora andrin’ny fampandrosoana an’Anjozorobe miray (Tafami). « Misy ny famindran-toerana ataon’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tanànan’Antananarivo : gaboraraka ny ao amin’ny CUA sy ny Samva

 Gaboraraka tanteraka ary tsy ahitana taratra ny fahaiza-mitantana eo anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) sy ny Samva. Manampy trotraka izany ny tsy fisian’ny mangarahara manoloana ireo...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

« Raharaha 7 febroary » : vaky ny AV7: miaraka amin’ny HVM na ny Mapar

Mirazotra fa tsy iray lalana ny hetsi-pahatsiarovana ny 7 febroary nataon’ny AV7 sy ny solontenam-panjakana avy amin’ny filoha Rajaonarimampianina niaraka tamin’ny HVM andaniny; ankilany, izay niaraka...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

7 febroary 2009 : tsy mbola iray sy mampiombona ny fahatsiarovana

7 febroary 2009. Mipetraka ao amin’ny tantaram-pirenena. Hatramin’izao, tsy mbola iray sy mampiombona ny fahatsiarovana…   Fanompoam-pivavahana iraisam-pinoana teny amin’ny lapan’ny Kolontsaina sy ny...

View Article

Fampihavanana : mirona amin’ny 4F ny Fimami

 Naneho ny heviny koa ny eny amin’ny faritra iva. “Ireto teny ireto no izorantsika manomboka izao : Fieken-keloka, fibebahana, fahamarinana ary fihavanana. Ho tanteraka eto amintsika ny fampihavanana...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

« Indro havaoziko ny fitiavako » : hetsika hiompana amin’ny fitiavana

Datin’ny 14 febroary, iresahana indrindra ny tontolon’ny fitiavana. Mandray anjara goavana ihany koa ny fiangonana FJKM. Kaoferansy roa lehibe no hotanterahina ao amin’ny FJKM Andrainarivo Fahasoavana,...

View Article


Fantina sy fintina

Hampahafantatra ny fandaharanasan’ny governemanta tarihiny eny amin’ny Antenimierampirenena ny Praiminisitra Ravelonarivo Jean, ny alarobia 11 febroary ho avy izao. Efa navoakan’ny filankevitry ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tsiaro ny 7 febroary : mivoy ny fampihavanana ny AV7 sy ny Kly A. Charles

 Mirona amin’ny fampihavanana. Anisan’ireo nanatrika ny fahatsiarovana ny 7 febroary teo ny Kly Andrianasoavina Charles. Nanotrona ny fotoam-bavaka teny amin’ny lapan’ny Kolontsaina sy ny...

View Article

Hatramin’ny novambra : 103 ireo matin’ny hanoanana

Ny faran’ny herinandro teo, nidina nijery ifotony any amin’ny tapany antsimon’ny Nosy izay iharan’ny krizy ara-tsakafo mivaivay ireo mpitondra fanjakana. Raha ny tatitry ny lehiben’ny distrikan’i...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Boxe olympique malagasy : manangasanga indray ny sazy avy amin’ny Aiba

 Raha toa ka miziriziry amin’ny heviny amin’ny fanakorontanana ireo ligim-paritra sasantsasany eo anivon’ny federasiona malagasy, mety hilatsaka indray ny sazy ho an’ny ady totohondry malagasy.  Tsy...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Cnaps Sport : vonona amin’ny lafiny rehetra ny ekipa

 Tapa-kevitra ary vonona hiatrika ny Gor Mahia, avy any Kenya, ny Cnaps Sport, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika 2015. Lalao mandroso, tanterahina any Nairobi, ny asabotsy 14 febroary ho...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

«Cross Country Analamanga» : tsy nisy ny zava-bita montsana

 Tontosa ny asabotsy lasa teo, teny amin’ny kianjan’Ambohidrapeto, ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga, taranja «cross country». Tsy nisy ny zava-bita montsana, nandritra ity fifaninanana...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Rugby – «Top 6 Analamanga» : tafita ihany ny 3FB

 Ny ekipan’ny 3FB no tafavoaka hiatrika ny famaranana, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga, taranja rugby. Resin’izy ireo, tamin’ny isa tery, 38 noho 36, ny TFMA, omaly tetsy...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Orange Madagascar : 55 taona ny vary natolotra

Ny asabotsy teo, nidodododo teny amin’ny tranombokim-pirenena Ampefiloha ny fianakaviamben’ny orinasa Orange Madagascar, notarihin’ny tale jeneraly, Michel Barré, sy ny filohan’ny Orange Solidarité...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Kitra – «Can 2015» : tompondakan’i Afrika ny Elefantan’i Côte d’Ivoire

 Nody any Côte d’Ivoire ny amboaran’i Afrika 2015. Resin’izy ireo teo amin’ny famaranana ny Kintana maintin’i Ghana. Fanindroany amin’izao no nandrombahan’ny Ivoarianina izany.  Niverina ny tamin’ny...

View Article

Faritra Vakinankaratra sy Menabe : lalana efatra no tapaka amin’ny RN-34

 Vokatry ny andro ratsy nifanesisesy hatramin’izao, maro ireo lalana tapaka ankoatra ny trano mianjera sy tany mihotsaka, rano tondraka sy fahasimban’ny voly. Fahavoazana lehibe ny amin’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Beach-volley : hahazo fotodrafitrasa i Mahajanga

Anisan’ireo faritra voalohany hahazo fotodrafitrasa eo amin’ny taranja beach-volley i Mahajanga. Raha ny vaovao voaangona, ao amin’ilay toerana antsoina hoe Soma Beach, ao amin’ny Village touristique,...

View Article
Browsing all 70292 articles
Browse latest View live