Kitra – Europe : ireo ekipa valo tafita
Fantatra avokoa ireo ekipa valo, tafita hiatrika ny ampahefa-dalana, amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa «Ligue des champions 2015», taranja baolina kitra. Manana ekipa telo, miatrika izany i...
View ArticleBoxe française savate : misy ligy mamaky ady amin’ny federasiona
Miseholany indray ny tsy fankatoavan’ny ligim-paritra sasany ny federasiona malagasin’ny boxe française savate. Misy mikononkonona hanakorontana ny mpitantana amin’izao fotoana izao. Amin’ity anio...
View ArticleNifampifehy ny minisiteran’ny Fanabeazana sy ny sendikà
Iarahana hatrany ny fanapahan-kevitra manomboka izao momba ny fanabeazana eto amintsika eo amin’ny mpitantana ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena sy ny sendikà na fikambanana mifamatotra amin’ny asa...
View ArticleRugby – Aroi 2015 : hanampy amin’ny fitaterana ny Orange
Miaina ao anatin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ranomasimbe Indianina (Aroi 2015), taranja rugby, sokajy zandriny ny eto Madagasikara ankehitriny. Toy ny mahazatra, manohana ny hetsika hatrany ny...
View ArticleSOS Village d’Enfants : hanampy hanorina sekoly ny masoivoho japoney
Hanohana ny fikambanana SOS Village d’Enfants ny masoivoho japoney amin’ny fanorenana toeram-pianarana ahitana efitrano enina. Natokana handraisana ny ankizy madinika ny akany fibeazana sy ny...
View ArticleMSIS-TATAO : plan stratégique 2015-2019 : rencontre avec les partenaires...
Après avoir convié le 12 mars dernier les représentants des Organisations de la Société Civile Malagasy (OSCM), dans le cadre de la présentation de son plan stratégique quinquennal 2015-2019 et ainsi...
View ArticleBrèves
Rentrée judiciaire L’ouverture officielle de l’année judiciaire 2015 a eu lieu hier à la Cour suprême d’Anosy. Elle a été placée sous le haut patronage du président de la République de Madagascar...
View ArticleForum b2b de L’union Européenne – Afrique : Madagascar invité
La Chambre de Commerce Union Européenne – Afrique (EUACC) organise pour la première fois un forum B2B Union Européenne – Afrique. C’est une rencontre destinée à l’intention des secteurs privés...
View ArticleLes petits métiers – Fabricants de silentbloc : l’état actuel des routes leur...
Si on va du côté d’Ampefiloha ou lorsqu’on longe la digue menant à la gare routière du Fasan’ny Karana, on y remarquera la présence de plusieurs fabricants manuels de silentblocs pour les voitures. «...
View ArticleStatut particulier d’Antananarivo : plusieurs groupes parlementaires derrière...
Actuellement, ce sont notamment les élus de la capitale qui tiennent tête au régime dans le cadre du projet de loi que ce dernier veut faire adopter concernant la commune urbaine d’Antananarivo (CUA)....
View ArticleProjet de loi sur Antananarivo : l’Etat obligé de céder
Le report de l’examen en séance plénière du projet de loi relatif à la commune urbaine d’Antananarivo (CUA) démontre clairement l’intensité du bras-de-fer entre ses défenseurs et ses détracteurs. En...
View ArticleGroupe parlementaire VPM-MMM : le nombre de députés dissidents s’amenuise
7 députés ont fait défection du groupe parlementaire VPM-MMM, pour créer un VPM-MMM 2. Cela s’est passé dans le cadre de la présentation de la liste de noms pour remplacer Roger Kolo à la tête du...
View ArticleSOS village d’enfants : un quatrième village pour 200 enfants
72 267euros, soit l’équivalent de 224 millions d’ariary, telle est la somme octroyée sous forme de don par l’ambassade du Japon en faveur de l’association SOS village d’enfants Madagascar. Cette somme...
View ArticleEducation nationale : le ministère calme les syndicats
Un protocole d’accord a été signé conjointement hier entre le ministère de l’Education nationale (MEN) et les syndicats et associations œuvrant dans le domaine scolaire pour que les élèves ne soient...
View ArticleCommune de Bemasoandro : les sinistrés souffrent de la diarrhée et de la grippe
Les sinistrés de la commune de Bemasoandro Itaosy, notamment les enfants en bas-âge, souffrent soit de la diarrhée, soit de la grippe. Par ailleurs, comme tous les autres sinistrés, ces derniers font...
View ArticleSeranan-tsambon’i Toamasina : hatomboka amin’ny 2016 ny fanitarana
Tokony hiantomboka amin’ny volana jona 2016 ny asa mikasika ny fanitarana ny seranan-tsambon’i Toamasina, araka ny drafitra niarahan’ny orinasa mpitantana ny seranan-tsambo mizaka tenan’i Toamasina...
View ArticleFifaninanana rugby à 7 : nanampy ny orinasa Orange Madagascar
Tsy mihataka amin’ny fanohanana ny taranja rugby mihitsy ny orinasa Orange Madagascar noho ny tarigetra mitovy eo amin’ny roa tonta, indrindra eo amin’ny fampifandraisana ny samy hafa sokajy. Nitondra...
View ArticleSata manokan’Antananarivo : mifanenjana ny depiote sy ny Fitondrana
Tsy hilamina mihitsy, hatreto, ny fandaniana ilay sata manokan’Antananarivo Renivohitra. Nifandroritana indray ny momba izany, teny Tsimbazaza, omaly. Tsy nikoso-maso fa tsy nanaiky hatramin’ny farany...
View ArticleFampihenana ny loza voajanahary : niantso vonjy tany amin’ny fivoriana...
Tsy vitan’irery ny fanarenana ny simba sy ny fiarovana amin’ny loza voajanahary. Niatrika ny Fihaonambe iraisam-pirenena fahatelo ho an’ny fampihenana izany tany Sendai, any Japana nanomboka ny 14...
View ArticleFifidianana ben’ny tanàna : kandidà any Ambohimiadana i Synèse Ranarison
Roso koa ny dia ho amin’ny fampandrosoana any ifotony. Taorian’ny sivana rehetra tany ifotony, nahafeno ny fepetra hiatrika ny fifidianana ben’ny tanàna ny mpanao gazety Synèse Ranarison. Nolanian’ny...
View Article