Noro Andriamamonjiarison : « Nous attendons de l’Etat une écoute réelle et...
L’un des points qui aura singularisé l’année 2015 dans le domaine de l’économie est l’instauration du dialogue privé-public. L’objectif est de consulter les parties prenantes sur les décisions...
View ArticleLes indésirables du 02 Janvier 2016
Cet article Les indésirables du 02 Janvier 2016 est apparu en premier sur NewsMada.
View ArticleHVM –Faritra V7V : « Fanambaniana mpifidy vaventy ny nataon’ireo resy »
Nitondra fanazavana, tao Le Louvres Antaninarenina omaly, ny mpikambana ao amin’ny HVM avy any amin’ny faritra Vatovavy Fitovinany, nitsipaka tanteraka ny fandotoana azy ireo tamin’ny fifidianana...
View ArticleToliara : manao antso fanairana momba ny fifidianana ny Fitiba
« Mampaneno lakolosy izahay manoloana ny tranga niseho tamin’ny fifidianana loholona farany teo. Tsy mpanohitra ny fitondrana izahay, saingy miantso ny raiamandreny eto amin’ny firenena, ny filoha,...
View Article“Ciné Attac” : hiainga amin’ny “Ady gasy” ny adihevitra
Mitety firenena sy karazana hetsika samihafa ny “Ady gasy”, sarimihetsika malagasy notontosain’i Lova Nantenaina. Mitohy ny fahombiazana ho an’ity tantara an-tsary ity raha ny fandefasana azy any...
View ArticleBFV-SG : masoivoho vaovao eny Andraharo
Nahatratra 40 ny masoivohon’ny banky BFV-SG nohavaozina tato anatin’ny telo taona ary telo ny vaovao nosokafana. Ao anatin’ireo koa ny fiovan-toerana, toy ny tetsy amin’ny Galaxy ary nifindra eny...
View ArticleFandaharam-potoana janoary : mitohy ireo hetsika mahazatra ao amin’ny IFM
Na vao manomboka aza ny taona, efa matevina ny fandaharam-potoana sy ireo ara-kolontsaina sy ara-javakanto etsy amin’ny Institut français de Madagascar (IFM) etsy Analakely. Hisantatra izany ary...
View ArticleFambolena sy fizahantany : nanome fanampiana 7,5 tapitrisa euros ny Frantsay
Vita, omaly tao amin’ny minisiteran’ny Fitantanambola sy ny tetibola, ny fanaovan-tsonia fanomezan’ny Agence française de développement (Afd) ny fanjakana malagasy ho fanampiana ny sehatry ny fambolena...
View ArticleRavalomanana : « Manohana ny fitakiana ireo Iles Eparses aho »
Nivoaka amin’ny fanginany ary naneho hevitra tamin’ny mpanao gazety ny filoha teo aloha, Ravalomanana, omaly teny Faravohitra. Noresahiny ny fifidianana loholona farany teo sy ny momba ireo Nosy...
View ArticleKaraté – Open de Paris 2016 : tsy fantatra ireo hiaro ny voninahi-pirenena
Baraingo aloha, hatreto, ny fandraisana anjaran’i Madagasikara na tsia amin’ilay hetsika iraisam-pirenena eo amin’ny taranja karate “Open de Paris”, andiany faha-20. Fifaninanana karakaraina sy...
View ArticleLalan-dratsy eny Andravoahangy : tsy hiandry ny Banky iraisam-pirenena ny...
Rehefa tsy manam-bola ny kaominina, mirotsaka manampy araka izay eo am-pelatanany ny minisiteran’ny Asa vaventy, Ratsiraka Roland, hanarenana ny lalana sasany eto an-dRenivohitra. Hiasa avy hatrany...
View ArticleFizahantany sy fampandrosoana : hiroso amin’ny matihanina hatrany ny Ortana
Tohizina ny tetikasa efa natomboka. Hirosoana hatrany koa ny haha matihanina ireo rantsa-mangaikan’ny fizahantany sy ny fampandrosoana. Anisan’ny nisongadina ireo nandritra ny fifamindram-pahefana teo...
View ArticleTenisy – «Afrique Australe» : tsy nanampy ny minisitera
Nanainga omaly ny delegasiona malagasy, eo amin’ny taranja tenisy, handeha hanatrika ny fifaninanana, fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika Aostraly. Fihaonana, hotanterahina any Pretoria, Afrika...
View ArticleKitra – “Ballon d’or 2015” : namoa-tsampona indray ny Fifa
Nanaotao foana indray ny federasiona iraisam-pirenen’ny baolina kitra (Fifa), omaly. Nivoaka tao anatin’ny tranonkalan’ity andry voalohan’ny kitra eran-tany ity mantsy fa i Lionel Messi hahazo ny...
View ArticleLa politique en bref
CUA – Réouverture de la place de la démocratie Selon des informations recueillies, le conseil municipal de la Commune urbaine de la capitale a donné son aval à la levée de «la Place de la démocratie» à...
View ArticleNomination des sénateurs : la Présidence dévoile une ouverture
Une prérogative présidentielle qui vient de connaître une amélioration. Si initialement la nomination des vingt-et-un sénateurs restants est l’apanage direct du chef de l’Etat «sur présentation des...
View ArticleSénatoriales : partisans et pourfendeurs s’expliquent
Les sénatoriales du 29 décembre 2015 continuent à faire l’objet d’échanges entre deux camps rivaux, en l’occurrence ceux qui soutiennent les résultats provisoires et d’autres qui contestent le vote. La...
View ArticleRadicalisation : l’éducation est l’antidote
DUBAI – Aucun visiteur du Moyen-Orient ne peut demeurer insensible au fossé béant qui s’ouvre ici entre les aspirations d’une jeunesse voulant accéder à l’éducation et à l’emploi, voulant entreprendre,...
View ArticleD’un fait à l’autre
Le corps sans vie et maculé de sang d’une mère de famille a été retrouvé à l’intérieur de sa villa, sise à Ilaivola Ivato dans la matinée de lundi. Trois traces de blessures dues certainement à une...
View ArticleKidnapping à Toamasina : tout le monde est suspect
Le sort de l’otage Arnaud, 17 ans, reste incertain. Jusqu’à présent, il n’a pas encore donné signe de vie. Par contre, les rumeurs persistantes ne font qu’accroître la tension. Les bruits ont en effet...
View Article