Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70706 articles
Browse latest View live

Jery taratra… herinandro : laharam-pahamehana… tsy mahataitra

Ny amin’ny fifidianana loholona, amin’ny 29 desambra, indray izao ny adihevitra. Hadinodino ny amin’ny delestazy, ny « mémorandum » na fifanarahana andraikitra, ny fanitsiana ny tetibolam-panjakana…...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Toamasina : rongony sy bala tratra tao amin’ny fiantsonan’ny taksiborosy

Tratran’ny zandary tao amin’ny fiantsonan’ny taksiborosy ao Toamasina, ny 24 septambra 2015 ny olona dimy voarohirohy ho nitondra rongony sy bala. Natao tanaty fonosana mody nasiana soratra hoe mora...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Komity fakan-kevitra hamolavola lalàna : « Raharahan’ny samy Malagasy ny...

Mitohy ny fakan-kevitry ny komity mpamolavola ho fananganana ny Filankevitry ny fampihavanana (FFM), etsy amin’ny lapan’ny Antenimierandoholona Anosikely.   « Betsaka no tonga aty aminay ireo...

View Article

Hiatrika ny taom-pianarana vaovao : mpanabe sy tale 20 479 nahavita fiofanana

Nifarana, omaly, ny fiofanana ho an’ny talen’ny EPP 3 084, sy ny mpampianatra Fram 17 395 avy amin’ny fari-piadidiam-pampianarana (Dren) 22. Naharitra enina herinandro ny fiofanana ho an’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Filoha Rajaonarimampianina : « Vaindohan-draharaha ny filaminana »

Anisan’ny nisongadina tamin’ny resaka nataon’ny filoha Rajaonarimampianina tamin’ny mpanao gazety, tany New York omaly, ny fametrahana filaminana sy fandriampahalemana. « Ilaina ny hametrahana izany...

View Article


GBM : hentitra ny fanaraha-maso ny tranoheva

Anio sy rahampitso no andro mamarana ny hetsika La grande Braderie de Madagascar (GBM) etsy Mahamasina, nanasongadina ny varotra kojakojan’ny mpianatra. Nanao tombana ny mpandray anjara, omaly, nilaza...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Mialoha ny fifanaraham-pirenena any Antsiranana : nanao hetsika sosialy ny JCI

 Manao hetsika maro ny JCI ho fankalazana ny faha-100 taony. Ankoatra ny « caravane » niainga avy Toliara, misy ny asa sosialy mifototra amin’ny mponina, indrindra ny mpianatra.   Hetsika roa no...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fidiran’ny mpianatra : manampy ny ray aman-dreny ny VMMM

Mitohy ny asa. « Azo atao ny mivarotra amin’ny vidiny mora ny kojakoja ilain’ny mpianatra. Tsapanay fa sakana ho an’ny ray aman-dreny ary mampihemotra azy tsy hampiditra ny zanany an-tsekoly ny...

View Article


Fahasalamana : 3900 izao ny Malagasy mitondra ny tsimokaretina Vih/Sida

Notanterahina, tamin’ity herinandro ity ny fandrafetana ny drafitrasa enti-miady amin’ny fiparitahan’ny tsimokaretina VIH/Sida hatramin’ny taona 2030. Raha ny tatitra mahatratra 3.900 ireo olona nanao...

View Article


Dikateny sy Dikan-teny : maika ny fametrahana politika momba izany

Saro-toerana sy tsy hitan’ny maro loatra ny mpanao ny asa fandikana teny eto Madagasikara. Mainka sarotra mihoatra lavitra noho izany ny tontolon’ny rakibolana malagasy. Taratra tamin’ireo velakevitra...

View Article

Mivoy ny kanto malagasy : niverina nisokatra ny Urban Café

Nitombo iray indray ny toerana fialamboly hahafahan’ny kanto malagasy misehatra. Niverina nisokatra amin’ny endri-pitantanana vaovao ny Urban Café ao Antsahabe, taorian’ny fanamboarana. Ho sehatra...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Seho ho an’ny asa sosialy : nampihirain’ny fony i Laurent Voulzy sy i Alain...

« Tohina ny foko… Tsy vitan’ny faly nahita ireo ankizy beazina ao amin’ny akany fa tsy nampoiziko ihany koa ny fandraisanareo mpijery anay. Fo miara-mitempo ny antsika, sady ho an’ny asa fanampiana...

View Article

Air Madagascar

Voatendry ho tale jeneraly vaovaon’ny Air Madagascar, i Gilles Filiatreault. Nambarany, omaly, nandritra ny fihaonany tamin’ny mpikambana ao amin’ny filankevi-pitantanana fa hiara-kiasa amin’ny mpiasa...

View Article


« Green Card » : hisarihana ny Malagasy te hifindra monina any Etazonia

 Mbola vitsy ny Malagasy mifindra monina mila ravinahitra mankany Etazonia. Manoloana izany, mitohy ny fandresen-dahatra ataon’ny fitondram-panjakana amerikanina ny Malagasy handeha hifindra monina any...

View Article

Ben’ny Tanàna Analamanga : fampitomboana ny vokatra ara-pambolena

Voalohany ! Sambany tafahaona avokoa ny ben’ny Tanàna vao voafidy teto amin’ny faritra Analamanga, omaly, teto Antananarivo. Antony, fotoana nampahafantaran’ny minisiteran’ny Fambolena azy ireo, ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Harena an-kibon’ny tany : “Mifono fampanantenana poakaty ny sata vaovao”, hoy...

 Eo am-panavaozana ny sata mifehy ny harena an-kibon’ny tany. Manamarika ny Pr.Rajaonson Hugues fa misy ny hevitra mifono fampanantenana poakaty ao anatin’ity lalàna ity ary tsy hahasarika ny mpampiasa...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Basikety : nohitsin’ny klioba Fandrefiala ny FMBB

“Nohamaivanin’ny federasiona malagasin’ny basikety (FMBB) ny fisian’ny klioba Fandrefiala”. Io ny nambaran’ny filoha mpanorina ny klioba Fandrefiala, Rasoloarijaona Cyrille, omaly, nandritra ny...

View Article


La politique en bref

CUA –Passation reportée Prévue se tenir hier, la passation de service entre le président de la délégation spéciale (PDS) de la commune urbaine d’Antananarivo (CUA) et la nouvelle maire a de nouveau été...

View Article

Communales  : le parti humaniste et écologique gagne deux communes

Le parti humaniste et écologique (Hec) de Toavina Ralamboamahay a réussi à placer deux de ses membres à la tête des communes d’Ambohimahavelona et Antanimena à Toliara-II. L’Hec compte également 14...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Rugby – “Amboara eran-tany 2015” : tsy mbola tafita amin’ny ampahefa-dalana i...

Miankina amin’ny lalao hikatrohan’i Italia sy Irlande, rahampitso alahady, vao fantatra ireo ekipa tafita hiatrika ny lalao ampahefa-dalana, ho an’ny sokajy “D”, amin’ny fiadiana ny amboara eran-tany,...

View Article
Browsing all 70706 articles
Browse latest View live