Antenimierampirenena : dinihina ny lalàna momba ny fanelezana vaovao tsy marina
Niatrika seminera ny eo anivon’ny Antenimieram-pirenena, iarahana sy karakarain’ny Fikambanan’ny parlemantera frankofonina (APF). Voaresaka ny momba ny vaovao tsy marina anaty tambajotra sosialy....
View ArticleFanehoan-kevitra politika: mitaky ny hametrahana fitoniana Rajaonarimampianina
Sambany indray naneho hevitra. Niantso ny mpitondra ny filoha teo aloha, Rajaonarimampianina, tamin’ny lahateniny, ny herinandro teo tany Frantsa. « Takinay ny hampitsaharana ny fifanenjehana...
View ArticleEntanina ny mpiasan’ny fahasalamana hanao vaksiny
Manentana ny daholobe hatrany ho mailo sy hiroso amin’ny fanaovam-bakisiny fiarovana amin’ny Covid-19, indrindra ireo mpiasan’ny fahasalamana ny fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny ministeran’ny...
View ArticleFakana fisotroan-dronono: mipetraka hatrany ny tetiandro
Mitohy hatrany ny fandaminana eny amin’ny tahirim-bolam-panjakana amin’ny fakan’ireo zokiolona ny vola fisotroan-dronono. Hanomboka rahampitso alarobia ny fizarana izany ho an’ity volana novambra ity....
View ArticleFihaonana iraisam-pirenena: miatrika ny Cop 26 Razafimahefa Herimanana
Nihazo ny any Glasgow ny delegasionina tarihin’ny filohan’ny Antenimierandoholona, Razafimahefa Herimanana, taorian’ny fandraisan’anjaran’ny filoha Rajoelina Andry tamin’izany, ny herinandro teo....
View ArticleNafana indrindra tamin’ny seho: efa mahadimby ireo taranaky ny Mahaleo…
Ny fotoana nafana indrindra tamin’ny seho ny alahady teo? Avy hatrany dia samy hiteny ireo nijery fa ny nampiakarana an-tsehatra ireo zanaky ny mpikambana ao amin’ny tarika Mahaleo....
View Article25 taona nanoratana: hitondra ny “Fanjanahan-tsaina” an-tsehatra Ny Iraka
25 taona nanoratana, mbola eo hatrany mifanotrona amin’ireo zandry sy zoky am-perimpanortana Ny Iraka Rambolamanana. Hankalaza izay faha-25 taona nanoratany izay etsy amin’ny Tranombokim-pirenena...
View ArticleFAKAFAKA: sady dondrona no mpihinana amam-bolony!
Ampirisihina dia manao… Avy eo, miteniteny foana… Manaotao foana… Iainan’ny tanora malagasy maro io toetra io ankehitriny. Tsy ampy fandinihina, mpanao rebikondry. Karazana haitraitra fanaom-bazaha,...
View ArticleKirindy Morondava, Anjozorobe, Beparasy…: mirongatra ny doro sy tevy ala,...
Ivoriana any Glasgow Ecosse ny Cop 26, ankehitriny. Dinihin’ny firenen-dehibe ny lafiny famatsiam-bola araka ny tinapaka tamin’ny Cop 21 tany Paris, entina hiarovana ny tontolo iainana sy ny hanohanana...
View ArticleBanky SG Madagasikara: olom-pirenena tomponandraikitra sosialy
Ankoatra ny maha banky azy, zava-dehibe ho an’ny Société générale (SG) Madagasikara ny fandraisana andraikitry ny olom-pirenena amin’ny asa sosialy. Ao anatin’izany ny hetsika iraisam-pirenena ary...
View ArticleVaovao tambatra
Nahazo fanohanana hiatrika ny fifaninanana any any ivelany, hanarenana ny fatiantoka nandritra fihibohana ny sehatry ny famokarana lamba sy ankanjo aondrana any ivelany. Amin’ny alalan’ny tetikasa «...
View ArticleHerinandro ho an’ny fandraharahana: entanina manokana ny tanora hanangana ny...
Nanomboka omaly hatramin’ny 14 novambara 2021 ny Herinandro ho an’ny fandraharahana na « Global Entrepreneurship Week », atao any Ambohimangakely. Hetsika maneran-tany izy io ary tsy diso fotoana...
View ArticleFanarenana ny toekarena: vahaolana ny hampatanjaka ny Ariary
Efa miakatra 16 -20 % eo ny vidin-javatra ilaina andavanandro (PPN) amin’izao fotoana izao, ahina ny mety mbola hiakarany toy izay aoriana kely ao. Ny vesatry ny saran-dalana an-dranomasina...
View ArticleHala-jaza: manamafy ny fepetra ny sekoly
Mampiroaroa saina ny ray aman-dreny ity resaka hala-jaza ity ka nandraisan’ny sekoly fepetra hentitra indray isorohana ny olana mety haterak’izany. Manoloana ny hala-jaza heno, tato ho ato, manamafy...
View ArticleZaridaina an-tsekoly- CUA: niotazana ireo vokatra legioma teny anivon’ny EPP
Nanomboka omaly tetsy amin’ny Epp Anosibe ny fotoana fiotazana ireo vokatra tamin’ireo zaridaina an-tsekoly nokarakarain’ny kaominina Antananarivo Renivohitra. Courgette 92 kg, petsay dimy 75 kg, Pak...
View ArticleKitra – Fifanintsanana «Mondial 2022»: maratra ka mety tsy hijoro i Fabien...
Hiditra an-tsehatra indray ny Barea de Madagascar, ka hikatroka amin’i Bénin, ny alakamisy ho avy izao, hiatrika ny andro fahadimy eo amin’ny fifanintsanana hiadian-toerana amin’ny “Mondial 2022”....
View ArticleTsipy kanetibe – «Coupe des Nations»: norombahin’ny Malagasy ny amboara
Nifarana omaly, tany Ouagadougou, renivohitr’i Burkina Faso ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja tsipy kanetibe ho an’olon-telo miaraka lehilahy. Araka ny tati-baovao, nihintsana teo amin’ny...
View ArticleAsief: hivoaka ny anaran’ny minisitera nanao hosoka
Nambaran’ny filohan’ny Asief, Jhone Love, fa anatin’ny fanadiovana ny fikambanana sy fametrahana ny mangaraharaha ny fifaninanam-pirenena, natokana ho an’ny mpiasam-panjakana. “Havoaka tsy ho ela ny...
View ArticleKitra – Distrika Antsirabe II: lasan’Andranomanelatra ny omby sy ny 2...
Nifarana ny alahady 7 novambra lasa teo, tetsy amin’ny kianja Elgeco By-Pass ny fiadiana ny amboara ho an’ireo kaominina ao anatin’ny distrikan’Antsirabe II, nokarakarain’ny solombavambahoaka,...
View ArticleHisy ny fikaonandoha: haverina ny hasin’ny EPS
Nanapa-kevitra ireo tomponandraikitra ao anatin’ny fianakaviamben’ny mpisehatra amin’ny fampianarana ara-panatanjahantena sy ara-batana na ny éducation physique et sportive (EPS) eto Madagasikara fa...
View Article