Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70839

Kitra – Fifanintsanana «Mondial 2022»: maratra ka mety tsy hijoro i Fabien Boyer ho an’ny Barea

$
0
0
Hiditra an-tsehatra indray ny Barea de Madagascar, ka hikatroka amin’i Bénin, ny alakamisy ho avy izao, hiatrika ny andro fahadimy eo amin’ny fifanintsanana hiadian-toerana amin’ny “Mondial 2022”. Manana olana anefa ny Malagasy. Nanainga omaly teto an-tanindrazana ary efa any Cotonou, Bénin ny Barea de Madagascar, amin’izao fotoana izao, ireo mpilalao avy eto an-toerana sy ireo […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70839

Latest Images

Trending Articles