![]()
Nanomboka omaly tetsy amin’ny Epp Anosibe ny fotoana fiotazana ireo vokatra tamin’ireo zaridaina an-tsekoly nokarakarain’ny kaominina Antananarivo Renivohitra. Courgette 92 kg, petsay dimy 75 kg, Pak choy 5 kg no vokatra azo ho an’ny EPP Anosibe fotsiny. Ankehitriny, zaridaina an-tsekoly 10 no napetraka eny anivon’ny EPP Anosibe, Ankadinandriana, Ambohipo, Nanisana, 67 Ha Nord, Analamahitsy Cité, […]