Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70839

Vaovao tambatra

$
0
0
Nahazo fanohanana hiatrika ny fifaninanana any any ivelany, hanarenana ny fatiantoka nandritra fihibohana ny sehatry ny famokarana lamba sy ankanjo aondrana any ivelany. Amin’ny alalan’ny tetikasa « better work », haharitra 18 volana tohanan’ny OIT sy ny Vondrona eoropeanina. Telo tapitrisa dolara ny amin’izany tetikasa izany. Jerena daholo izay mety ho lesoka  ao amin’ilay orinasa ka homena […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70839

Latest Images

Trending Articles