Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70844

Hisy ny fikaonandoha: haverina ny hasin’ny EPS

$
0
0
Nanapa-kevitra ireo tomponandraikitra ao anatin’ny fianakaviamben’ny mpisehatra amin’ny fampianarana ara-panatanjahantena sy ara-batana na ny éducation physique et sportive (EPS) eto Madagasikara fa hamerina ny hasin’izany taranjam-pampianarana izany. Araka izany, hanatontosa fikaonandoha hijerena ny olana ifotony, ny alakamisy 11 sy ny zoma 12 novambra ho avy izao, etsy Ampefiloha. Lohahevitra dimy no hodinihina amin’izany, araka ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70844

Latest Images

Trending Articles