Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70768

25 taona nanoratana: hitondra ny “Fanjanahan-tsaina” an-tsehatra Ny Iraka

$
0
0
25 taona nanoratana, mbola eo hatrany mifanotrona amin’ireo zandry sy zoky am-perimpanortana Ny Iraka Rambolamanana. Hankalaza izay faha-25 taona nanoratany izay etsy amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy, efitrano Dox, rahampitso alarobia, manomboka amin’ny 2 ora tolakandro ny lehilahy. Hisy ny seho sy fanolorana boky nampitondraina ny lohahevitra “Fanjanahan-tsaina”.  Tontosaina amin’ny endrika tsangan-tononkalo ny seho, hovelomin-dry Endrik’Aizina, Santatra […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70768

Trending Articles