Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70616 articles
Browse latest View live

Hampanambadiana Sinoa: tratra ireo mpianaka mpanondrana vehivavy mankany Chine

Hampanambadiana Sinoa: tratra ireo mpianaka mpanondrana vehivavy mankany Chine

View Article


Agent de l’Etat: régularisation du paiement des Ecd

Aucune rupture de contrat Emploi de courte durée (ECD) et Emploi de fonctionnaire et assimilé (Efa) n’a eu lieu, a fait savoir le Directeur général des finances et des affaires générales auprès du...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Efa nahazo 160 tapitrisa Ar: nigadra ireo olona telo nisoloky ny Acces banque

Nidoboka am-ponja vonjimaika rehefa avy natolotra ny fampanoavana ireo olona telo voarohirohy tamina raharaha fisolokiana tao amin’ny Acces banque. Vola mitentina 160 tapitrisa Ar no efa azon’izy ireo…...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Toamasina: tratra ireo jirofo halatra 160 gony  

  Tratra ny zoma alina teo tao Toamasina ny kaomiaobe iray nampiahiahy ny polisy ka niroso tamin’ny fisavana avy hatrany izy ireo. Nosakanan’ny polisy ilay fiara ka nojerena ny taratasy momba ny entana...

View Article

Manamafy ny MDN: tsy azo atao ny mivarotra sy manapoaka tsipoapoaka

Mbola nanamafy hatrany ny teo anivon’ny minisiteran’ny Fiarovam-pirenena (MDN) fa voarara ny mivarotra sy manapoaka tsipoapoaka. Araka ny fampitam-baovao avy amin’ny MDN hatrany, ao anatin’ny volan’ny...

View Article


Tselatra

Novakin’ny jiolahy fanindroany indray ny fiangonana katolika ao Sainte Marie, ny alin’ny asabotsy lasa teo. Lasan’ireo jiolahy tamin’izany ny fitaovana fanamafisam-peo toy ny baffle, ampli. Tsy...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Mpanao fanafihana, mpanamboatra basy: saron’ny polisy i Eddy,...

Jiolahy raindahiny 40 taona, gagilahy amin’ny fanafihana mitam-piadiana ao Toamasina i Eddy, araka ny fanazavan’ny polisy. Tsy vitan’izay fa mpangalatra herinaratry ny Jirama ihany koa izy sady ao...

View Article

Iray volan’ny teny Malagasy: hisy ny “Ranty sy antsa Fahaleovantena”

“Fitiavan-tanindrazana mameno ny fisainana, ka ny tenin-drazana no asandratra sy iainana”. Lohahevitra nofidiana sy voizina mandritra ny fanamarihana ny iray volana anandratana ny Teny malagasy,...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Rakotorahalahy André: « Henatra ho antsika ny tsy fahavitana ranty tahaka izao »

Manan-karena ny zavakanto malagasy. Voaporofo etsy amin’ny AFT Andavamamba izany, amin’ny alalan’ireo karazan-javamaneno miranty ao amin’ny « Les faiseurs de musique ». Nosokafana, omaly, tao amin’ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Filohan’ny SMM: “Tsy ekena ny hamoahana ireo miaramila 27  voafonja” 

  Miaramila 27 voafonja any Tsiafahy amin’izao noho ny vono olona. Tsy manaiky faneriterena ny hamoahana azy ireo ny Sendikàn’ny mpitsara eto Madagasikara (SMM). “Efa mahafantatra isika, na zaza aza:...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fifamoivoizana: mivonona amin’ny fahatongavan’ny Papa François ny polisy sy...

Efa maka bahana, telo volana mialoha. Andran-tsira  sahady amin’ny fandaminana ny fifamoivoizana eto an-dRenivohitra sy ny manodidina ny hetsika ataon’ny polisim-pirenena, raha  ny nambaran’izy ireo,...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Analanjirofo – Tagnamaro: marobe ireo olona namaly ny antso

Tsy diso anjara tamin’ny fanatanterahana ny Tagnamaro Andron’ny olom-pirenena, ny asabotsy lasa teo, ireo distrika mandrafitra nyfaritra Analanjirofo. Hetsika notarihin’ny sampan-draharaham-paritry ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fanampiana ny mpiara-belona: nanome ra ireo mpiasan’ny Star

Efa taona maromaro izay no nandraisan’ireo mpiasan’ny Star anjara tamin’ny hetsika fanomezan-dra. Nitohy tamin’ny faran’ny herinandro teo izany, nifanandrify indrindra tamin’ny fanamarihana ny andro...

View Article


Fahasalaman’ny nisy ny ativava: olona 47.000 hotiliana, hotsaboina, hoentanina…

Antoky ny fahasalamana ny fahadiovan’ny nify sy ny ativava. Matetika, rehefa simba na  misy fahabangana ny nify, zara raha voatsako ny sakafo ary miantraika any amin’ny taovam-pandevonan-kanina izany....

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tontolo iainana: mihazakazaka ny fahapotehan’ny alan’Ankarafantsika

Ahina ho ringana ato anatin’ny dimy taona ny valan-javaboahary any Ankarafantsika. Antony, mirongatra ny fanapotehan’ny ala vokatry ny fitomboan’ny mponina, indrindra ireo mpifindra monina avy any...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ambolena katsaka, lojo, voanjo, mangahazo,…, amin’ny alina

Niray feo ny tompon’andraikitra samihafa any an-toerana, fa “doran’ireto olona ireto ny ala na ny baiboho, ary andatsahana katsaka, na ambolena mangahazo, na voanjo, na lojo avy eo. Matetika amin’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tsy manaja ny fiarahamonina

Mitaraina ireo mponina ny amin’ny afitsok’ireto mpiavy ireto. Nambaran’ny  talen’ny parka, Jaotera sy ny ben’ny Tanàna Marosakoa, Gilbert, fa angalarin’izy ireo ny mangahazo maniry eny an-tanimboly....

View Article


“Mpifindra monina vokatry ny toetr’andro”

Miantraika mivantana any amin’ny zava-mananaina ny fahapotehan’ny alan’Ankarafantsika. Notsorin’ny talen’ny Parka, Jaotera, fa miharitra ny loharano, izay mamatsy ny manodidina, hatrany amin’ny lemak’i...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fizahantany any Alaotra: miankina betsaka amin’ny fahavitan’ny lalana RN 44

Ahoana ny fomba hisintonana mpizahatany ho any Alaotra ? Fanontaniana nilofosan’ny mpikambana ao amin’ny Ofisim-paritry ny Fizahantany Alaotra-Mangoro (Ortalma), nivory ny 6 sy 7 jona teo izany, tao...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

CNaPS sy ny MTEFP: miasa any Fianarantsoa ny Task force

Natsangana ny vaomiera manokana “Task force”, hampanarahan-dalàna ny mpampiasa hananan’ny mpiasa fiahiana sosialy, taorian’ny fe-potoana telo volana tinapaka nandritra ny filan-kevitry ny minisitra, ny...

View Article
Browsing all 70616 articles
Browse latest View live