![]()
Efa taona maromaro izay no nandraisan’ireo mpiasan’ny Star anjara tamin’ny hetsika fanomezan-dra. Nitohy tamin’ny faran’ny herinandro teo izany, nifanandrify indrindra tamin’ny fanamarihana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fanomezan-dra. Mpiasa niisa 52, avy amin’ny sampana Tanjombato, Andranomahery ary Andraharo no nandray anjara tamin’ity indray mitoraka ity. Indroa isan-taona izy ireo no manatontosa izany hetsika fanampiana ny […]