![]()
Jiolahy raindahiny 40 taona, gagilahy amin’ny fanafihana mitam-piadiana ao Toamasina i Eddy, araka ny fanazavan’ny polisy. Tsy vitan’izay fa mpangalatra herinaratry ny Jirama ihany koa izy sady ao anatina tambajotran-jiolahy mpangalatra moto. Tratran’ny polisy miasa ao amin’ny kaomisarian’i Mangarano Toamasina, ny zoma 14 jona 2019 lasa eo izy tamin’ny 11 ora tao Tanambao Verrerie Toamasina. […]